Al-Anbiya · 63/112
Fandikana Fanononana — Al-Anbiya
قَالَ بَلْ فَعَلَهُ كَبِيرُهُمْ هَٰذَا فَاسْأَلُوهُمْ إِن كَانُوا يَنطِقُونَ ٦٣
Transliteration
Qaala bal fa`alahoo kabeeruhum haazaa fas`aloohum in kaanoo yantiqoon
Fandikana (Dikany Malagasy)
📖 Dikany Malagasy
Niteny izy hoe : “Tsia, ity lehibe indrindra amin’izy ireo ity, izy no nahavita izany koa anontanianareo àry raha afaka miteny izy ireo !”
Additional reference in Kiswahili
🎧 Henoy
📜 Andininy 61-65 — Al-Anbiya
61قَالُوا فَأْتُوا بِهِ عَلَىٰ أَعْيُنِ النَّاسِ لَعَلَّهُمْ يَشْهَدُونَ
Niteny izy ireo hoe : “Ento mankatý” ho eo imason’ny olona rehetra izy ; angamba hijoro vavolombelona izy ireo.
62قَالُوا أَأَنتَ فَعَلْتَ هَٰذَا بِآلِهَتِنَا يَا إِبْرَاهِيمُ
Niteny taminy izy ireo hoe : “Ianao tokoa va ry Abrahama no nahavita izao tamin’ireo zanaharinay ireo ?”
63قَالَ بَلْ فَعَلَهُ كَبِيرُهُمْ هَٰذَا فَاسْأَلُوهُمْ إِن كَانُوا يَنطِقُونَ
Niteny izy hoe : “Tsia, ity lehibe indrindra amin’izy ireo ity, izy no nahavita izany koa anontanianareo àry raha afaka miteny izy ireo !”
64فَرَجَعُوا إِلَىٰ أَنفُسِهِمْ فَقَالُوا إِنَّكُمْ أَنتُمُ الظَّالِمُونَ
Ka nandinin-tena izy ireo ary niteny an’eritreritra hoe : “Ianareo no tena mpanao ny tsy rariny !”
65ثُمَّ نُكِسُوا عَلَىٰ رُءُوسِهِمْ لَقَدْ عَلِمْتَ مَا هَٰؤُلَاءِ يَنطِقُونَ
Avy eo dia niondri-doha izy ireo sy (niteny tamin’i Abrahama hoe) : “Fantatrao tsara fa izy ireo dia tsy miteny”.
Al-AnbiyaFizahan-takila Koraña
112Andininy
MeccanRevelation
63Andininy
Fandikana — Al-Anbiya 63
Surah Al-Anbiya Andininy 63 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Niteny izy hoe : “Tsia, ity lehibe indrindra amin’izy ireo…Surah Andininy 63/112 — Al-Anbiya الأنبياء (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Al-Anbiya Henoy, Al-Anbiya Fandikana, Al-Anbiya mp3, Al-Anbiya pdf. Andininy 61–65. Dikany Malagasy: Kiswahili.
العربية
English
Bahasa Indonesia
Türkçe
Русский
فارسی
Français
اردو
বাংলা
Deutsch
Español
中文
हिन्दी
Português
Italiano
ภาษาไทย
Polski
Nederlands
Shqip
Kiswahili
O'zbek
தமிழ்
Melayu
Bosanski
Soomaali
Azərbaycan
کوردی
한국어
日本語
Svenska
Dansk
Norsk
پښتو
മലയാളം
සිංහල
Tamazight
Hausa
አማርኛ
Български
Тоҷикӣ
Қазақша
Filipino
سنڌي
Yorùbá
Fulfulde
Татарча
ئۇيغۇرچە
Кыргызча
ਪੰਜਾਬੀ
Jawa
తెలుగు
မြန်မာ
ગુજરાતી
Oromo
मराठी
Tiếng Việt
Malagasy
Нохчийн
Wolof
ދިވެހި
ಕನ್ನಡ
Українська
Ελληνικά
ქართული
ខ្មែរ
دری
Qafar af
Maranao
नेपाली
Koraña Masina
Tuesday, August 18, 2026
Don't forget us in your sincere prayers








