Al-Anbiya · 8/112
Fandikana Fanononana — Surah Al-Anbiya
وَمَا جَعَلْنَاهُمْ جَسَدًا لَّا يَأْكُلُونَ الطَّعَامَ وَمَا كَانُوا خَالِدِينَ ۝٨
Wa maa ja`alnaahum jasadal laa yaakuloonat ta`aama wa maa kaanoo khaalideen
📖 Dikany Malagasy
Tsy nataonay vatana tsy mihinan-kanina izy ireo, ary tsy natao hiaina mandrakizay ihany koa.

🎧 Henoy


📜 Andininy 6-10 — Surah Al-Anbiya

6مَا آمَنَتْ قَبْلَهُم مِّن قَرْيَةٍ أَهْلَكْنَاهَا ۖ أَفَهُمْ يُؤْمِنُونَ
Nisy tamin’ny tanàna talohan’izy ireo no tsy nino (tamin’ny fahitana ireo fahagagana) dia naringanay izy ireo ka moa ve mba nino izy ireo?
7وَمَا أَرْسَلْنَا قَبْلَكَ إِلَّا رِجَالًا نُّوحِي إِلَيْهِمْ ۖ فَاسْأَلُوا أَهْلَ الذِّكْرِ إِن كُنتُمْ لَا تَعْلَمُونَ
Tsy nandefa iraka talohanao Izahay (ry Mohammady) afa tsy olombelona izay nandefasanay ny fanambarana. Koa anontanio àry ireo olona lalim-pahalalana raha toa ka tsy mahafantatra ianareo.
8وَمَا جَعَلْنَاهُمْ جَسَدًا لَّا يَأْكُلُونَ الطَّعَامَ وَمَا كَانُوا خَالِدِينَ
Tsy nataonay vatana tsy mihinan-kanina izy ireo, ary tsy natao hiaina mandrakizay ihany koa.
9ثُمَّ صَدَقْنَاهُمُ الْوَعْدَ فَأَنجَيْنَاهُمْ وَمَن نَّشَاءُ وَأَهْلَكْنَا الْمُسْرِفِينَ
Avy eo dia notanterahinay tamin’izy ireo ny fampanantenana, ka navotanay izy ireo sy izay sitrakay ary naringanay ireo mpihoam-pefy.
10لَقَدْ أَنزَلْنَا إِلَيْكُمْ كِتَابًا فِيهِ ذِكْرُكُمْ ۖ أَفَلَا تَعْقِلُونَ
Efa nampidininay aminareo tokoa ilay Boky mirakitra ny fampahatsiarovana, moa ve tsy mba misaina ianareo?
Al-AnbiyaFizahan-takila Koraña
112Andininy
MeccanRevelation
8Andininy

Fandikana — Al-Anbiya 8

Surah Al-Anbiya Andininy 8 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Tsy nataonay vatana tsy mihinan-kanina izy ireo, ary tsy natao…

Surah Andininy 8/112 — Surah Al-Anbiya الأنبياء (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Al-Anbiya Henoy, Surah Al-Anbiya Fandikana, Surah Al-Anbiya mp3, Surah Al-Anbiya pdf. Andininy 6–10. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Monday, September 7, 2026

Don't forget us in your sincere prayers