Al-Anbiya · 95/112
Fandikana Fanononana — Al-Anbiya
وَحَرَامٌ عَلَىٰ قَرْيَةٍ أَهْلَكْنَاهَا أَنَّهُمْ لَا يَرْجِعُونَ ٩٥
Transliteration
Wa haraamun `alaa qaryatin ahlaknaahaaa annahum laa yarji`oon
Fandikana (Dikany Malagasy)
📖 Dikany Malagasy
Ary voarara ho an’ny (mponina) tanàna iray izay naringanay, tena marina fa tsy hiverina izy ireo.
Additional reference in Kiswahili
🎧 Henoy
📜 Andininy 93-97 — Al-Anbiya
93وَتَقَطَّعُوا أَمْرَهُم بَيْنَهُمْ ۖ كُلٌّ إِلَيْنَا رَاجِعُونَ
Nisaratsaraka samy manana ny heviny avy izy ireo. Tsy maintsy hiverina aty Aminay izy rehetra ireo.
94فَمَن يَعْمَلْ مِنَ الصَّالِحَاتِ وَهُوَ مُؤْمِنٌ فَلَا كُفْرَانَ لِسَعْيِهِ وَإِنَّا لَهُ كَاتِبُونَ
N'iza n'iza manao ampahany amin’ny asa soa ka mpino izy dia tsy atao tsinontsinona mihitsy ny ezaka vitany ary Izahay mihitsy no mpanoratra izany ho azy.
95وَحَرَامٌ عَلَىٰ قَرْيَةٍ أَهْلَكْنَاهَا أَنَّهُمْ لَا يَرْجِعُونَ
Ary voarara ho an’ny (mponina) tanàna iray izay naringanay, tena marina fa tsy hiverina izy ireo.
96حَتَّىٰ إِذَا فُتِحَتْ يَأْجُوجُ وَمَأْجُوجُ وَهُم مِّن كُلِّ حَدَبٍ يَنسِلُونَ
Mandra-pamotsorana an’i Goga sy Magoga,ary izy ireo dia manao rodobe mihazakazaka isaky ny havoana.
97وَاقْتَرَبَ الْوَعْدُ الْحَقُّ فَإِذَا هِيَ شَاخِصَةٌ أَبْصَارُ الَّذِينَ كَفَرُوا يَا وَيْلَنَا قَدْ كُنَّا فِي غَفْلَةٍ مِّنْ هَٰذَا بَلْ كُنَّا ظَالِمِينَ
Ary efa akaiky dia akaiky ny (fotoana) fampanantenana marina, ary indro fa mivandravandra ny fijerin’ireo izay tsy nino (sady miteny izy ireo hoe) : Loza ho anay ! Tena variana izahay tamin’ity zavatra ity .Eny, tena mpanao ny tsy rariny tokoa izahay.
Al-AnbiyaFizahan-takila Koraña
112Andininy
MeccanRevelation
95Andininy
Fandikana — Al-Anbiya 95
Surah Al-Anbiya Andininy 95 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ary voarara ho an’ny (mponina) tanàna iray izay naringanay, tena…Surah Andininy 95/112 — Al-Anbiya الأنبياء (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Al-Anbiya Henoy, Al-Anbiya Fandikana, Al-Anbiya mp3, Al-Anbiya pdf. Andininy 93–97. Dikany Malagasy: Kiswahili.
العربية
English
Bahasa Indonesia
Türkçe
Русский
فارسی
Français
اردو
বাংলা
Deutsch
Español
中文
हिन्दी
Português
Italiano
ภาษาไทย
Polski
Nederlands
Shqip
Kiswahili
O'zbek
தமிழ்
Melayu
Bosanski
Soomaali
Azərbaycan
کوردی
한국어
日本語
Svenska
Dansk
Norsk
پښتو
മലയാളം
සිංහල
Tamazight
Hausa
አማርኛ
Български
Тоҷикӣ
Қазақша
Filipino
سنڌي
Yorùbá
Fulfulde
Татарча
ئۇيغۇرچە
Кыргызча
ਪੰਜਾਬੀ
Jawa
తెలుగు
မြန်မာ
ગુજરાતી
Oromo
मराठी
Tiếng Việt
Malagasy
Нохчийн
Wolof
ދިވެހި
ಕನ್ನಡ
Українська
Ελληνικά
ქართული
ខ្មែរ
دری
Qafar af
Maranao
नेपाली
Koraña Masina
Tuesday, August 18, 2026
Don't forget us in your sincere prayers








