Al-Anbiya · 94/112
Fandikana Fanononana — Al-Anbiya
فَمَن يَعْمَلْ مِنَ الصَّالِحَاتِ وَهُوَ مُؤْمِنٌ فَلَا كُفْرَانَ لِسَعْيِهِ وَإِنَّا لَهُ كَاتِبُونَ ۝٩٤
Famai ya`mal minas saalihaati wa huwa mu`minun falaa kufraana lisa`yihee wa innaa lahoo kaatiboon
📖 Dikany Malagasy
N'iza n'iza manao ampahany amin’ny asa soa ka mpino izy dia tsy atao tsinontsinona mihitsy ny ezaka vitany ary Izahay mihitsy no mpanoratra izany ho azy.
🎧 Henoy

📜 Andininy 92-96 — Al-Anbiya

92إِنَّ هَٰذِهِ أُمَّتُكُمْ أُمَّةً وَاحِدَةً وَأَنَا رَبُّكُمْ فَاعْبُدُونِ
Tena marina, fa ity vahoakanareo ity dia vahoaka iray ihany, ka Izaho no Tomponareo, koa Tompoinareo Aho.
93وَتَقَطَّعُوا أَمْرَهُم بَيْنَهُمْ ۖ كُلٌّ إِلَيْنَا رَاجِعُونَ
Nisaratsaraka samy manana ny heviny avy izy ireo. Tsy maintsy hiverina aty Aminay izy rehetra ireo.
94فَمَن يَعْمَلْ مِنَ الصَّالِحَاتِ وَهُوَ مُؤْمِنٌ فَلَا كُفْرَانَ لِسَعْيِهِ وَإِنَّا لَهُ كَاتِبُونَ
N'iza n'iza manao ampahany amin’ny asa soa ka mpino izy dia tsy atao tsinontsinona mihitsy ny ezaka vitany ary Izahay mihitsy no mpanoratra izany ho azy.
95وَحَرَامٌ عَلَىٰ قَرْيَةٍ أَهْلَكْنَاهَا أَنَّهُمْ لَا يَرْجِعُونَ
Ary voarara ho an’ny (mponina) tanàna iray izay naringanay, tena marina fa tsy hiverina izy ireo.
96حَتَّىٰ إِذَا فُتِحَتْ يَأْجُوجُ وَمَأْجُوجُ وَهُم مِّن كُلِّ حَدَبٍ يَنسِلُونَ
Mandra-pamotsorana an’i Goga sy Magoga,ary izy ireo dia manao rodobe mihazakazaka isaky ny havoana.
Al-AnbiyaFizahan-takila Koraña
112Andininy
MeccanRevelation
94Andininy

Fandikana — Al-Anbiya 94

Surah Al-Anbiya Andininy 94 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : N'iza n'iza manao ampahany amin’ny asa soa ka mpino izy…

Surah Andininy 94/112 — Al-Anbiya الأنبياء (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Al-Anbiya Henoy, Al-Anbiya Fandikana, Al-Anbiya mp3, Al-Anbiya pdf. Andininy 92–96. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers