Al-Anbiya · 98/112
Fandikana Fanononana — Al-Anbiya
إِنَّكُمْ وَمَا تَعْبُدُونَ مِن دُونِ اللَّهِ حَصَبُ جَهَنَّمَ أَنتُمْ لَهَا وَارِدُونَ ٩٨
Transliteration
Innakum wa maa ta`budoona min doonil laahi hasabu Jahannama antum lahaa waaridoon
Fandikana (Dikany Malagasy)
📖 Dikany Malagasy
Tena marina fa ianareo sy izay rehetra tompoinareo ankoatr’I Allah no kitay fandrehitry ny Afobe. Ary hiroboka ao daholo ianareo.
Additional reference in Kiswahili
🎧 Henoy
📜 Andininy 96-100 — Al-Anbiya
96حَتَّىٰ إِذَا فُتِحَتْ يَأْجُوجُ وَمَأْجُوجُ وَهُم مِّن كُلِّ حَدَبٍ يَنسِلُونَ
Mandra-pamotsorana an’i Goga sy Magoga,ary izy ireo dia manao rodobe mihazakazaka isaky ny havoana.
97وَاقْتَرَبَ الْوَعْدُ الْحَقُّ فَإِذَا هِيَ شَاخِصَةٌ أَبْصَارُ الَّذِينَ كَفَرُوا يَا وَيْلَنَا قَدْ كُنَّا فِي غَفْلَةٍ مِّنْ هَٰذَا بَلْ كُنَّا ظَالِمِينَ
Ary efa akaiky dia akaiky ny (fotoana) fampanantenana marina, ary indro fa mivandravandra ny fijerin’ireo izay tsy nino (sady miteny izy ireo hoe) : Loza ho anay ! Tena variana izahay tamin’ity zavatra ity .Eny, tena mpanao ny tsy rariny tokoa izahay.
98إِنَّكُمْ وَمَا تَعْبُدُونَ مِن دُونِ اللَّهِ حَصَبُ جَهَنَّمَ أَنتُمْ لَهَا وَارِدُونَ
Tena marina fa ianareo sy izay rehetra tompoinareo ankoatr’I Allah no kitay fandrehitry ny Afobe. Ary hiroboka ao daholo ianareo.
99لَوْ كَانَ هَٰؤُلَاءِ آلِهَةً مَّا وَرَدُوهَا ۖ وَكُلٌّ فِيهَا خَالِدُونَ
Raha tena zanahary tokoa izy ireny (sampy) dia tsy niroboka tao (amin’ny Afobe) izy ireo ; nefa hitoetra ao mandrakizay izy rehetra.
100لَهُمْ فِيهَا زَفِيرٌ وَهُمْ فِيهَا لَا يَسْمَعُونَ
Hitrona mafy izy ireo ao anatin’izany, nefa dia tsy aheno na inona na inona amin’izany.
Al-AnbiyaFizahan-takila Koraña
112Andininy
MeccanRevelation
98Andininy
Fandikana — Al-Anbiya 98
Surah Al-Anbiya Andininy 98 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Tena marina fa ianareo sy izay rehetra tompoinareo ankoatr’I Allah…Surah Andininy 98/112 — Al-Anbiya الأنبياء (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Al-Anbiya Henoy, Al-Anbiya Fandikana, Al-Anbiya mp3, Al-Anbiya pdf. Andininy 96–100. Dikany Malagasy: Kiswahili.
العربية
English
Bahasa Indonesia
Türkçe
Русский
فارسی
Français
اردو
বাংলা
Deutsch
Español
中文
हिन्दी
Português
Italiano
ภาษาไทย
Polski
Nederlands
Shqip
Kiswahili
O'zbek
தமிழ்
Melayu
Bosanski
Soomaali
Azərbaycan
کوردی
한국어
日本語
Svenska
Dansk
Norsk
پښتو
മലയാളം
සිංහල
Tamazight
Hausa
አማርኛ
Български
Тоҷикӣ
Қазақша
Filipino
سنڌي
Yorùbá
Fulfulde
Татарча
ئۇيغۇرچە
Кыргызча
ਪੰਜਾਬੀ
Jawa
తెలుగు
မြန်မာ
ગુજરાતી
Oromo
मराठी
Tiếng Việt
Malagasy
Нохчийн
Wolof
ދިވެހި
ಕನ್ನಡ
Українська
Ελληνικά
ქართული
ខ្មែរ
دری
Qafar af
Maranao
नेपाली
Koraña Masina
Tuesday, August 18, 2026
Don't forget us in your sincere prayers








