Ash-Shu'ara · 69/227
Fandikana Fanononana — Surah Ash-Shu'ara
وَاتْلُ عَلَيْهِمْ نَبَأَ إِبْرَاهِيمَ ۝٦٩
Watlu `alaihim naba-a Ibraaheem
📖 Dikany Malagasy
Ary vakio amin’izy ireo ny vaovaon’i (tantaran’i) Abrahama.

🎧 Henoy


📜 Andininy 67-71 — Surah Ash-Shu'ara

67إِنَّ فِي ذَٰلِكَ لَآيَةً ۖ وَمَا كَانَ أَكْثَرُهُم مُّؤْمِنِينَ
Marina fa amin’izany dia misy fahagagana tokoa, nefa ny ankamaroan’izy ireo dia tsy mpino.
68وَإِنَّ رَبَّكَ لَهُوَ الْعَزِيزُ الرَّحِيمُ
Ary marina fa ny Tomponao, Izy no ilay Tsitoha, ilay be indrafo.
69وَاتْلُ عَلَيْهِمْ نَبَأَ إِبْرَاهِيمَ
Ary vakio amin’izy ireo ny vaovaon’i (tantaran’i) Abrahama.
70إِذْ قَالَ لِأَبِيهِ وَقَوْمِهِ مَا تَعْبُدُونَ
Rehefa niteny izy tamin’ny rainy sy ny vahoakany hoe : “Inona no tompoinareo ?”
71قَالُوا نَعْبُدُ أَصْنَامًا فَنَظَلُّ لَهَا عَاكِفِينَ
Niteny izy ireo hoe : “Manompo sampy izahay, ary tsy hitsahatra hiraiki-po amin’izy ireo”.
Ash-Shu'araFizahan-takila Koraña
227Andininy
MeccanRevelation
69Andininy

Fandikana — Ash-Shu'ara 69

Surah Ash-Shu'ara Andininy 69 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ary vakio amin’izy ireo ny vaovaon’i (tantaran’i) Abrahama.

Surah Andininy 69/227 — Surah Ash-Shu'ara الشعراء (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Ash-Shu'ara Henoy, Surah Ash-Shu'ara Fandikana, Surah Ash-Shu'ara mp3, Surah Ash-Shu'ara pdf. Andininy 67–71. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Monday, September 7, 2026

Don't forget us in your sincere prayers