Ash-Shu'ara · 68/227
Fandikana Fanononana — Surah Ash-Shu'ara
وَإِنَّ رَبَّكَ لَهُوَ الْعَزِيزُ الرَّحِيمُ ۝٦٨
Wa inna Rabbaka la Huwal `Azeezur Raheem
📖 Dikany Malagasy
Ary marina fa ny Tomponao, Izy no ilay Tsitoha, ilay be indrafo.

M Mishary Rashid Alafasy ✓
M Mahmoud Khalil Al-Husary ✓
A Abdurrahman As-Sudais ✓
M Mohamed Siddiq Al-Minshawi ✓
A Abdul Basit Abdul Samad ✓
A Ali Al-Hudhaify ✓
A Ahmed ibn Ali al-Ajamy ✓
A Abu Bakr Ash-Shaatree ✓
M Muhammad Ayyoub ✓
A Abdullah Basfar ✓
A Abdullah Al-Juhani ✓
M Maher Al Muaiqly ✓
0:00
0:00


📜 Andininy 66-70 — Surah Ash-Shu'ara

66ثُمَّ أَغْرَقْنَا الْآخَرِينَ
Avy eo dia narendrikay ireo sasany.
67إِنَّ فِي ذَٰلِكَ لَآيَةً ۖ وَمَا كَانَ أَكْثَرُهُم مُّؤْمِنِينَ
Marina fa amin’izany dia misy fahagagana tokoa, nefa ny ankamaroan’izy ireo dia tsy mpino.
68وَإِنَّ رَبَّكَ لَهُوَ الْعَزِيزُ الرَّحِيمُ
Ary marina fa ny Tomponao, Izy no ilay Tsitoha, ilay be indrafo.
69وَاتْلُ عَلَيْهِمْ نَبَأَ إِبْرَاهِيمَ
Ary vakio amin’izy ireo ny vaovaon’i (tantaran’i) Abrahama.
70إِذْ قَالَ لِأَبِيهِ وَقَوْمِهِ مَا تَعْبُدُونَ
Rehefa niteny izy tamin’ny rainy sy ny vahoakany hoe : “Inona no tompoinareo ?”
Ash-Shu'araFizahan-takila Koraña
227Andininy
MeccanRevelation
68Andininy

Fandikana — Ash-Shu'ara 68

Surah Ash-Shu'ara Andininy 68 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ary marina fa ny Tomponao, Izy no ilay Tsitoha, ilay…

Surah Andininy 68/227 — Surah Ash-Shu'ara الشعراء (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Ash-Shu'ara Henoy, Surah Ash-Shu'ara Fandikana, Surah Ash-Shu'ara mp3, Surah Ash-Shu'ara pdf. Andininy 66–70. Dikany Malagasy: Kiswahili.





Koraña Masina


Monday, September 28, 2026

Don't forget us in your sincere prayers