Iloaran'i Imrana · 10/200
Fandikana Fanononana — Surah Iloaran'i Imrana
إِنَّ الَّذِينَ كَفَرُوا لَن تُغْنِيَ عَنْهُمْ أَمْوَالُهُمْ وَلَا أَوْلَادُهُم مِّنَ اللَّهِ شَيْئًا ۖ وَأُولَٰئِكَ هُمْ وَقُودُ النَّارِ ١٠
Transliteration
Innal lazeena kafaroo lan tughniya `anhum amwaaluhum wa laaa awlaaduhum minal laahi shai`anw wa ulaaa`ika hum waqoodun Naar
Fandikana (Dikany Malagasy)
📖 Dikany Malagasy
Tena marina fa, ireo izay tsy nino dia tsy hahavita na inona na inona amin'izy ireo, na ny haren’izy ireo, na ny Zanak’izy ireo, eo anatrehan’i Allah. Izy ireo no ho fandrehitry ny Afobe.
Additional reference in Kiswahili
M
Mishary Rashid Alafasy
✓
Mishary Rashid Alafasy
✓
M
Mahmoud Khalil Al-Husary
✓
Mahmoud Khalil Al-Husary
✓
A
Abdurrahman As-Sudais
✓
Abdurrahman As-Sudais
✓
M
Mohamed Siddiq Al-Minshawi
✓
Mohamed Siddiq Al-Minshawi
✓
A
Abdul Basit Abdul Samad
✓
Abdul Basit Abdul Samad
✓
A
Ali Al-Hudhaify
✓
Ali Al-Hudhaify
✓
A
Ahmed ibn Ali al-Ajamy
✓
Ahmed ibn Ali al-Ajamy
✓
A
Abu Bakr Ash-Shaatree
✓
Abu Bakr Ash-Shaatree
✓
M
Muhammad Ayyoub
✓
Muhammad Ayyoub
✓
A
Abdullah Basfar
✓
Abdullah Basfar
✓
A
Abdullah Al-Juhani
✓
Abdullah Al-Juhani
✓
M
Maher Al Muaiqly
✓
Maher Al Muaiqly
✓
0:00
0:00
📜 Andininy 8-12 — Surah Iloaran'i Imrana
8رَبَّنَا لَا تُزِغْ قُلُوبَنَا بَعْدَ إِذْ هَدَيْتَنَا وَهَبْ لَنَا مِن لَّدُنكَ رَحْمَةً ۚ إِنَّكَ أَنتَ الْوَهَّابُ
Tomponay ô ! Aza havily any amin’ny fahaverezana ny fonay, aorian’ny nitarihanao làlana Anay, omeo indrafo avy Aminao Izahay. Tena marina fa, Ianao Ilay Mpanome tsy manam-petra.
9رَبَّنَا إِنَّكَ جَامِعُ النَّاسِ لِيَوْمٍ لَّا رَيْبَ فِيهِ ۚ إِنَّ اللَّهَ لَا يُخْلِفُ الْمِيعَادَ
Tomponay ô ! Tena marina fa, Ianao no hanangona ny Olona rehetra, amin’ny Andro iray tsy misy fisalasalana ny Aminy. Tena marina fa, i Allah dia tsy mivadika amin’ny fampanantenany.
10إِنَّ الَّذِينَ كَفَرُوا لَن تُغْنِيَ عَنْهُمْ أَمْوَالُهُمْ وَلَا أَوْلَادُهُم مِّنَ اللَّهِ شَيْئًا ۖ وَأُولَٰئِكَ هُمْ وَقُودُ النَّارِ
Tena marina fa, ireo izay tsy nino dia tsy hahavita na inona na inona amin'izy ireo, na ny haren’izy ireo, na ny Zanak’izy ireo, eo anatrehan’i Allah. Izy ireo no ho fandrehitry ny Afobe.
11كَدَأْبِ آلِ فِرْعَوْنَ وَالَّذِينَ مِن قَبْلِهِمْ ۚ كَذَّبُوا بِآيَاتِنَا فَأَخَذَهُمُ اللَّهُ بِذُنُوبِهِمْ ۗ وَاللَّهُ شَدِيدُ الْعِقَابِ
Tahaka ny vahoakan’i Faraona sy ireo talohan’izy ireo, nilaza ho lainga ireo fanambaranay izy ireo, ka nosazian’i Allah nohon'ny fahotan'izy ireo. Ary mafy ny fanasazian'i Allah.
12قُل لِّلَّذِينَ كَفَرُوا سَتُغْلَبُونَ وَتُحْشَرُونَ إِلَىٰ جَهَنَّمَ ۚ وَبِئْسَ الْمِهَادُ
Teneno amin’ireo izay tsy nino hoe : “ Ho resy tsy ela ianareo, ary ho angonina ao anaty Afobe. Ary toerana ratsy tokoa izany!
Iloaran'i ImranaFizahan-takila Koraña
200Andininy
MedinanRevelation
10Andininy
Fandikana — Iloaran'i Imrana 10
Surah Iloaran'i Imrana Andininy 10 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Tena marina fa, ireo izay tsy nino dia tsy hahavita…Surah Andininy 10/200 — Surah Iloaran'i Imrana آل عمران (Medinan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Iloaran'i Imrana Henoy, Surah Iloaran'i Imrana Fandikana, Surah Iloaran'i Imrana mp3, Surah Iloaran'i Imrana pdf. Andininy 8–12. Dikany Malagasy: Kiswahili.
Surah Iloaran'i Imrana
العربية
English
Bahasa Indonesia
Türkçe
Русский
فارسی
Français
اردو
বাংলা
Deutsch
Español
中文
हिन्दी
Português
Italiano
ภาษาไทย
Polski
Nederlands
Shqip
Kiswahili
O'zbek
தமிழ்
Melayu
Bosanski
Soomaali
Azərbaycan
کوردی
한국어
日本語
Svenska
Dansk
Norsk
پښتو
മലയാളം
සිංහල
Tamazight
Hausa
አማርኛ
Български
Тоҷикӣ
Қазақша
Filipino
سنڌي
Yorùbá
Fulfulde
Татарча
ئۇيغۇرچە
Кыргызча
ਪੰਜਾਬੀ
Jawa
తెలుగు
မြန်မာ
ગુજરાતી
Oromo
मराठी
Tiếng Việt
Malagasy
Нохчийн
Wolof
ދިވެހި
ಕನ್ನಡ
Українська
Ελληνικά
ქართული
ខ្មែរ
دری
Qafar af
Maranao
नेपाली
Koraña Masina
Monday, September 28, 2026
Don't forget us in your sincere prayers


