Iloaran'i Imrana · 119/200
Fandikana Fanononana — Iloaran'i Imrana
هَا أَنتُمْ أُولَاءِ تُحِبُّونَهُمْ وَلَا يُحِبُّونَكُمْ وَتُؤْمِنُونَ بِالْكِتَابِ كُلِّهِ وَإِذَا لَقُوكُمْ قَالُوا آمَنَّا وَإِذَا خَلَوْا عَضُّوا عَلَيْكُمُ الْأَنَامِلَ مِنَ الْغَيْظِ ۚ قُلْ مُوتُوا بِغَيْظِكُمْ ۗ إِنَّ اللَّهَ عَلِيمٌ بِذَاتِ الصُّدُورِ ۝١١٩
Haaa antum ulaaa`i tuhibboonahum wa laa yuhibboonakum wa tu`minoona bil kitaabi kullihee wa izaa laqookum qaalooo aamannaa wa izaa khalaw `addoo `alaikumul anaamila minal ghaiz; qul mootoo bighai zikum; innal laaha `aleemum bizaatis sudoor
📖 Dikany Malagasy
Ianareo, tia azy ireo, nefa izy ireo tsy mba tia Anareo; ary mino ny Boky rehetra Ianareo. Ary rehefa mihaona Aminareo izy ireo, dia milaza hoe : “ Mino Izahay ”, fa rehefa samy irery kosa izy ireo, dia manaikitra tondro mafy izy ireo nohon'ny hatezerany. Lazao hoe : “ Matesa nohon'ny haromotanareo Ianareo ”. Tena marina, fa i Allah dia mahafantatra tanteraka izay rehetra ao am-po.
🎧 Henoy

📜 Andininy 117-121 — Iloaran'i Imrana

117مَثَلُ مَا يُنفِقُونَ فِي هَٰذِهِ الْحَيَاةِ الدُّنْيَا كَمَثَلِ رِيحٍ فِيهَا صِرٌّ أَصَابَتْ حَرْثَ قَوْمٍ ظَلَمُوا أَنفُسَهُمْ فَأَهْلَكَتْهُ ۚ وَمَا ظَلَمَهُمُ اللَّهُ وَلَٰكِنْ أَنفُسَهُمْ يَظْلِمُونَ
Tahaka izay lanin’izy ireo eto amin’ny fiainana ambonin’ny tany, dia mitovy amin’ny rivotra feno havandra, izay milatsaka eo amin’ny tanimbolin’ireo vahoaka namitaka ny tenan'izy ireo, ka mamotika izany. Ary tsy nanao ny tsy rariny tamin’izy ireo i Allah, fa izy ireo ihany no nanao ny tsy rariny tamin’ny tenan'izy ireo.
118يَا أَيُّهَا الَّذِينَ آمَنُوا لَا تَتَّخِذُوا بِطَانَةً مِّن دُونِكُمْ لَا يَأْلُونَكُمْ خَبَالًا وَدُّوا مَا عَنِتُّمْ قَدْ بَدَتِ الْبَغْضَاءُ مِنْ أَفْوَاهِهِمْ وَمَا تُخْفِي صُدُورُهُمْ أَكْبَرُ ۚ قَدْ بَيَّنَّا لَكُمُ الْآيَاتِ ۖ إِن كُنتُمْ تَعْقِلُونَ
Ô Ianareo izay nino ! Aza mandray mpitana tsiambaratelo ivelanareo Ianareo; tsy mitsahatra hanapotika Anareo izy ireo. Mirary Anareo ho ao anatin’ny fahasahiranana lalandava izy ireo; ny fankahalàna no mivoaka avy amin’ny vavan’izy ireo; ary izay afenin’ny tratran’izy ireo (Fo) dia lehibe mihoatra izany. Efa nasehonay Anareo ireo famantarana, raha mba misaina Ianareo.
119هَا أَنتُمْ أُولَاءِ تُحِبُّونَهُمْ وَلَا يُحِبُّونَكُمْ وَتُؤْمِنُونَ بِالْكِتَابِ كُلِّهِ وَإِذَا لَقُوكُمْ قَالُوا آمَنَّا وَإِذَا خَلَوْا عَضُّوا عَلَيْكُمُ الْأَنَامِلَ مِنَ الْغَيْظِ ۚ قُلْ مُوتُوا بِغَيْظِكُمْ ۗ إِنَّ اللَّهَ عَلِيمٌ بِذَاتِ الصُّدُورِ
Ianareo, tia azy ireo, nefa izy ireo tsy mba tia Anareo; ary mino ny Boky rehetra Ianareo. Ary rehefa mihaona Aminareo izy ireo, dia milaza hoe : “ Mino Izahay ”, fa rehefa samy irery kosa izy ireo, dia manaikitra tondro mafy izy ireo nohon'ny hatezerany. Lazao hoe : “ Matesa nohon'ny haromotanareo Ianareo ”. Tena marina, fa i Allah dia mahafantatra tanteraka izay rehetra ao am-po.
120إِن تَمْسَسْكُمْ حَسَنَةٌ تَسُؤْهُمْ وَإِن تُصِبْكُمْ سَيِّئَةٌ يَفْرَحُوا بِهَا ۖ وَإِن تَصْبِرُوا وَتَتَّقُوا لَا يَضُرُّكُمْ كَيْدُهُمْ شَيْئًا ۗ إِنَّ اللَّهَ بِمَا يَعْمَلُونَ مُحِيطٌ
Raha misy fahasoavana Azonareo, dia mampalahelo azy ireo izany. Raha misy loza kosa manjo Anareo, dia mahafaly azy ireo. Raha manam-paharetana sy manam-patahorana Ianareo, dia tsy ahazo Anareo na dia kely aza ny teti-dratsin'izy ireo. Tena marina, fa i Allah dia mahafehy tsara izay ataon'izy ireo.
121وَإِذْ غَدَوْتَ مِنْ أَهْلِكَ تُبَوِّئُ الْمُؤْمِنِينَ مَقَاعِدَ لِلْقِتَالِ ۗ وَاللَّهُ سَمِيعٌ عَلِيمٌ
Ary raha niala ny fianakavianao indray maraina ianao, ka nametrapetraka ireo mpino teo amin’ny tobim-piadiana, dia maheno tokoa sy mahafantatra ny zava-drehetra i Allah.
Iloaran'i ImranaFizahan-takila Koraña
200Andininy
MedinanRevelation
119Andininy

Fandikana — Iloaran'i Imrana 119

Surah Iloaran'i Imrana Andininy 119 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ianareo, tia azy ireo, nefa izy ireo tsy mba tia…

Surah Andininy 119/200 — Iloaran'i Imrana آل عمران (Medinan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Iloaran'i Imrana Henoy, Iloaran'i Imrana Fandikana, Iloaran'i Imrana mp3, Iloaran'i Imrana pdf. Andininy 117–121. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers