Iloaran'i Imrana · 138/200
Fandikana Fanononana — Surah Iloaran'i Imrana
هَٰذَا بَيَانٌ لِّلنَّاسِ وَهُدًى وَمَوْعِظَةٌ لِّلْمُتَّقِينَ ۝١٣٨
Haazaa bayaanul linnaasi wa hudanw wa maw`izatul lilmuttaqeen
📖 Dikany Malagasy
Ity dia fanazavana ho an’ny Olombelona sy tari-dalàna, ary anatra ho an’ireo manam-patahorana.

🎧 Henoy


📜 Andininy 136-140 — Surah Iloaran'i Imrana

136أُولَٰئِكَ جَزَاؤُهُم مَّغْفِرَةٌ مِّن رَّبِّهِمْ وَجَنَّاتٌ تَجْرِي مِن تَحْتِهَا الْأَنْهَارُ خَالِدِينَ فِيهَا ۚ وَنِعْمَ أَجْرُ الْعَامِلِينَ
Izy ireny no mahazo valisoa, dia ny famelan-keloka avy amin’ny Tompon’izy ireo, ary koa ireo zaridaina (Paradisa) izay misy ireo renirano mikoriana ao ambaniny, ka hitoetra ao mandrakizay izy ireo. Tsara tokoa izany valisoan’ireo mpanao tsara izany !
137قَدْ خَلَتْ مِن قَبْلِكُمْ سُنَنٌ فَسِيرُوا فِي الْأَرْضِ فَانظُرُوا كَيْفَ كَانَ عَاقِبَةُ الْمُكَذِّبِينَ
Efa niseho talohanareo ny fisehoan-javatra isan-karazany, ka mandehana mivezivezy eny ambonin’ny tany Ianareo, ary jereo ahoana no niafaran’ireny nilaza fa mpandainga ireo Mpaminany.
138هَٰذَا بَيَانٌ لِّلنَّاسِ وَهُدًى وَمَوْعِظَةٌ لِّلْمُتَّقِينَ
Ity dia fanazavana ho an’ny Olombelona sy tari-dalàna, ary anatra ho an’ireo manam-patahorana.
139وَلَا تَهِنُوا وَلَا تَحْزَنُوا وَأَنتُمُ الْأَعْلَوْنَ إِن كُنتُم مُّؤْمِنِينَ
Aza manaiky resy Ianareo, ary aza malahelo, fa Ianareo no tena ambony raha mpino tokoa Ianareo.
140إِن يَمْسَسْكُمْ قَرْحٌ فَقَدْ مَسَّ الْقَوْمَ قَرْحٌ مِّثْلُهُ ۚ وَتِلْكَ الْأَيَّامُ نُدَاوِلُهَا بَيْنَ النَّاسِ وَلِيَعْلَمَ اللَّهُ الَّذِينَ آمَنُوا وَيَتَّخِذَ مِنكُمْ شُهَدَاءَ ۗ وَاللَّهُ لَا يُحِبُّ الظَّالِمِينَ
Raha azon’ny ratra Ianareo, dia efa azon’ny ratra mitovy amin’izany koa ireo vahoaka (fahavalo). Ary ireny Andro ireny (na tsara na ratsy), izahay no mampifandimby azy eo amin’ny Olombelona; ary mba ahalalan’i Allah ireo izay mino sy handraisany ireo maritiora avy Aminareo. Ary i Allah dia tsy tia ireo mpanao ny tsy rariny.
Iloaran'i ImranaFizahan-takila Koraña
200Andininy
MedinanRevelation
138Andininy

Fandikana — Iloaran'i Imrana 138

Surah Iloaran'i Imrana Andininy 138 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ity dia fanazavana ho an’ny Olombelona sy tari-dalàna, ary anatra…

Surah Andininy 138/200 — Surah Iloaran'i Imrana آل عمران (Medinan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Iloaran'i Imrana Henoy, Surah Iloaran'i Imrana Fandikana, Surah Iloaran'i Imrana mp3, Surah Iloaran'i Imrana pdf. Andininy 136–140. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Monday, September 7, 2026

Don't forget us in your sincere prayers