Iloaran'i Imrana · 41/200
Fandikana Fanononana — Surah Iloaran'i Imrana
قَالَ رَبِّ اجْعَل لِّي آيَةً ۖ قَالَ آيَتُكَ أَلَّا تُكَلِّمَ النَّاسَ ثَلَاثَةَ أَيَّامٍ إِلَّا رَمْزًا ۗ وَاذْكُر رَّبَّكَ كَثِيرًا وَسَبِّحْ بِالْعَشِيِّ وَالْإِبْكَارِ ٤١
Transliteration
Qaala Rabbij `al leee Aayatan qaala Aaayatuka allaa tukalliman naasa salaasata ayyaamin illa ramzaa; wzkur Rabbaka kaseeranw wa sabbih bil`ashiyyi wal ibkaar
Fandikana (Dikany Malagasy)
📖 Dikany Malagasy
Niteny izy (Zakaria) ka nanao hoe : “ Tompo ô ! Omeo famantarana Aho ”. Niteny Izy (Allah) ka nanao hoe : “ Ny famantarana ho Anao dia tsy afaka hiresaka amin’olona Ianao mandritry ny telo Andro, afa-tsy amin’ny alalan’ny fihetsika ihany. Ary tsarovy matetika ny Tomponao, ary derao ny voninahiny amin’ny hariva sy ny maraina ".
Additional reference in Kiswahili
🎧 Henoy
📜 Andininy 39-43 — Surah Iloaran'i Imrana
39فَنَادَتْهُ الْمَلَائِكَةُ وَهُوَ قَائِمٌ يُصَلِّي فِي الْمِحْرَابِ أَنَّ اللَّهَ يُبَشِّرُكَ بِيَحْيَىٰ مُصَدِّقًا بِكَلِمَةٍ مِّنَ اللَّهِ وَسَيِّدًا وَحَصُورًا وَنَبِيًّا مِّنَ الصَّالِحِينَ
Ka niantso azy ireo anjely, ary izy teo ampitsanganana mivavaka tao amin’ilay toeram-pivavahana (Mihrab) manao hoe : “Allah dia milaza vaovao mahafaly ho anao amin’ny hahaterahan’i Yahya, izay hanamafy ny Teny avy amin’Allah . Ho manamboninahitra, tsara fanahy, ho Mpaminany ary koa ho isan’ireo olona mendrika.
40قَالَ رَبِّ أَنَّىٰ يَكُونُ لِي غُلَامٌ وَقَدْ بَلَغَنِيَ الْكِبَرُ وَامْرَأَتِي عَاقِرٌ ۖ قَالَ كَذَٰلِكَ اللَّهُ يَفْعَلُ مَا يَشَاءُ
Niteny izy nanao hoe : “ Tompo ô ! Ahoana àry no hahazoako Zazalahy, kanefa izaho dia efa tena antitra, ary ny vadiko dia momba ? ”. Niteny Izy (Allah) ka nanao hoe : “ Izany no izy ! ”. i Allah dia manao izay sitrany.
41قَالَ رَبِّ اجْعَل لِّي آيَةً ۖ قَالَ آيَتُكَ أَلَّا تُكَلِّمَ النَّاسَ ثَلَاثَةَ أَيَّامٍ إِلَّا رَمْزًا ۗ وَاذْكُر رَّبَّكَ كَثِيرًا وَسَبِّحْ بِالْعَشِيِّ وَالْإِبْكَارِ
Niteny izy (Zakaria) ka nanao hoe : “ Tompo ô ! Omeo famantarana Aho ”. Niteny Izy (Allah) ka nanao hoe : “ Ny famantarana ho Anao dia tsy afaka hiresaka amin’olona Ianao mandritry ny telo Andro, afa-tsy amin’ny alalan’ny fihetsika ihany. Ary tsarovy matetika ny Tomponao, ary derao ny voninahiny amin’ny hariva sy ny maraina ".
42وَإِذْ قَالَتِ الْمَلَائِكَةُ يَا مَرْيَمُ إِنَّ اللَّهَ اصْطَفَاكِ وَطَهَّرَكِ وَاصْطَفَاكِ عَلَىٰ نِسَاءِ الْعَالَمِينَ
Ary rehefa niteny ireo Anjely ka nanao hoe : “ Ô ry Mariamo ! Tena marina fa i Allah dia nisafidy Anao sy nanadio Anao; ary nisafidy Anao koa tamin’ireo vehivavin’izao tontolo izao ”.
43يَا مَرْيَمُ اقْنُتِي لِرَبِّكِ وَاسْجُدِي وَارْكَعِي مَعَ الرَّاكِعِينَ
Ô ry Mariamo ! Ankatoavy ny Tomponao, ka miankohofa Aminy Ianao, ary miondreha miaraka amin’ireo mpiondrika ".
Iloaran'i ImranaFizahan-takila Koraña
200Andininy
MedinanRevelation
41Andininy
Fandikana — Iloaran'i Imrana 41
Surah Iloaran'i Imrana Andininy 41 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Niteny izy (Zakaria) ka nanao hoe : “ Tompo ô…Surah Andininy 41/200 — Surah Iloaran'i Imrana آل عمران (Medinan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Iloaran'i Imrana Henoy, Surah Iloaran'i Imrana Fandikana, Surah Iloaran'i Imrana mp3, Surah Iloaran'i Imrana pdf. Andininy 39–43. Dikany Malagasy: Kiswahili.
العربية
English
Bahasa Indonesia
Türkçe
Русский
فارسی
Français
اردو
বাংলা
Deutsch
Español
中文
हिन्दी
Português
Italiano
ภาษาไทย
Polski
Nederlands
Shqip
Kiswahili
O'zbek
தமிழ்
Melayu
Bosanski
Soomaali
Azərbaycan
کوردی
한국어
日本語
Svenska
Dansk
Norsk
پښتو
മലയാളം
සිංහල
Tamazight
Hausa
አማርኛ
Български
Тоҷикӣ
Қазақша
Filipino
سنڌي
Yorùbá
Fulfulde
Татарча
ئۇيغۇرچە
Кыргызча
ਪੰਜਾਬੀ
Jawa
తెలుగు
မြန်မာ
ગુજરાતી
Oromo
मराठी
Tiếng Việt
Malagasy
Нохчийн
Wolof
ދިވެހި
ಕನ್ನಡ
Українська
Ελληνικά
ქართული
ខ្មែរ
دری
Qafar af
Maranao
नेपाली
Koraña Masina
Monday, September 7, 2026
Don't forget us in your sincere prayers








