Al-Ahzab · 43/73
Fandikana Fanononana — Al-Ahzab
هُوَ الَّذِي يُصَلِّي عَلَيْكُمْ وَمَلَائِكَتُهُ لِيُخْرِجَكُم مِّنَ الظُّلُمَاتِ إِلَى النُّورِ ۚ وَكَانَ بِالْمُؤْمِنِينَ رَحِيمًا ۝٤٣
Huwal lazee yusallee `alaikum wa malaaa`ikatuhoo liyukhrijakum minazzulumaati ilan-noor wa kaana bilmu`mineena Raheemaa
📖 Dikany Malagasy
Izy izay mitahy[103]anareo, ary ireo Anjeliny ihany koa[104], mba hamoahany anareo avy amin’ireo aizina ho amin’ny hazavana. Ary Izy dia be Indrafo amin’ireo mpino.

🎧 Henoy


📜 Andininy 41-45 — Al-Ahzab

41يَا أَيُّهَا الَّذِينَ آمَنُوا اذْكُرُوا اللَّهَ ذِكْرًا كَثِيرًا
Ô ianareo izay mino! Tsarovinareo Allah amin’ny fahatsiarovana mandrakariva.
42وَسَبِّحُوهُ بُكْرَةً وَأَصِيلًا
Deraonareo ny Voninahiny maraina sy hariva.
43هُوَ الَّذِي يُصَلِّي عَلَيْكُمْ وَمَلَائِكَتُهُ لِيُخْرِجَكُم مِّنَ الظُّلُمَاتِ إِلَى النُّورِ ۚ وَكَانَ بِالْمُؤْمِنِينَ رَحِيمًا
Izy izay mitahy[103]anareo, ary ireo Anjeliny ihany koa[104], mba hamoahany anareo avy amin’ireo aizina ho amin’ny hazavana. Ary Izy dia be Indrafo amin’ireo mpino.
44تَحِيَّتُهُمْ يَوْمَ يَلْقَوْنَهُ سَلَامٌ ۚ وَأَعَدَّ لَهُمْ أَجْرًا كَرِيمًا
Ny fiarahaban’izy ireo amin’ny andro izay hihaonan’izy ireo Aminy dia ny hoe : “ SALAM ” (fiadanana), ary nanomana valisoa an-kalalahana ho azy ireo Izy.
45يَا أَيُّهَا النَّبِيُّ إِنَّا أَرْسَلْنَاكَ شَاهِدًا وَمُبَشِّرًا وَنَذِيرًا
Ry Mpaminany (Mohammad)! Izahay dia nandefa anao ho vavolombelona, sy mpilaza vaovao mahafaly, ary mpampitandrina.
Al-AhzabFizahan-takila Koraña
73Andininy
MedinanRevelation
43Andininy

Fandikana — Al-Ahzab 43

Surah Al-Ahzab Andininy 43 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Izy izay mitahy[103]anareo, ary ireo Anjeliny ihany koa[104], mba hamoahany…

Surah Andininy 43/73 — Al-Ahzab الأحزاب (Medinan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Al-Ahzab Henoy, Al-Ahzab Fandikana, Al-Ahzab mp3, Al-Ahzab pdf. Andininy 41–45. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers