Al-Ahzab · 44/73
Fandikana Fanononana — Surah Al-Ahzab
تَحِيَّتُهُمْ يَوْمَ يَلْقَوْنَهُ سَلَامٌ ۚ وَأَعَدَّ لَهُمْ أَجْرًا كَرِيمًا ۝٤٤
Tahiyyatuhum Yawma yalqawnahoo salaamunw wa a`adda lahum ajran kareemaa
📖 Dikany Malagasy
Ny fiarahaban’izy ireo amin’ny andro izay hihaonan’izy ireo Aminy dia ny hoe : “ SALAM ” (fiadanana), ary nanomana valisoa an-kalalahana ho azy ireo Izy.

🎧 Henoy


📜 Andininy 42-46 — Surah Al-Ahzab

42وَسَبِّحُوهُ بُكْرَةً وَأَصِيلًا
Deraonareo ny Voninahiny maraina sy hariva.
43هُوَ الَّذِي يُصَلِّي عَلَيْكُمْ وَمَلَائِكَتُهُ لِيُخْرِجَكُم مِّنَ الظُّلُمَاتِ إِلَى النُّورِ ۚ وَكَانَ بِالْمُؤْمِنِينَ رَحِيمًا
Izy izay mitahy[103]anareo, ary ireo Anjeliny ihany koa[104], mba hamoahany anareo avy amin’ireo aizina ho amin’ny hazavana. Ary Izy dia be Indrafo amin’ireo mpino.
44تَحِيَّتُهُمْ يَوْمَ يَلْقَوْنَهُ سَلَامٌ ۚ وَأَعَدَّ لَهُمْ أَجْرًا كَرِيمًا
Ny fiarahaban’izy ireo amin’ny andro izay hihaonan’izy ireo Aminy dia ny hoe : “ SALAM ” (fiadanana), ary nanomana valisoa an-kalalahana ho azy ireo Izy.
45يَا أَيُّهَا النَّبِيُّ إِنَّا أَرْسَلْنَاكَ شَاهِدًا وَمُبَشِّرًا وَنَذِيرًا
Ry Mpaminany (Mohammad)! Izahay dia nandefa anao ho vavolombelona, sy mpilaza vaovao mahafaly, ary mpampitandrina.
46وَدَاعِيًا إِلَى اللَّهِ بِإِذْنِهِ وَسِرَاجًا مُّنِيرًا
Ary ho mpiantso ho any amin’i Allah avy amin’ny alalany; ary toy ny jiro mpanazava.
Al-AhzabFizahan-takila Koraña
73Andininy
MedinanRevelation
44Andininy

Fandikana — Al-Ahzab 44

Surah Al-Ahzab Andininy 44 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ny fiarahaban’izy ireo amin’ny andro izay hihaonan’izy ireo Aminy dia…

Surah Andininy 44/73 — Surah Al-Ahzab الأحزاب (Medinan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Al-Ahzab Henoy, Surah Al-Ahzab Fandikana, Surah Al-Ahzab mp3, Surah Al-Ahzab pdf. Andininy 42–46. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Monday, September 7, 2026

Don't forget us in your sincere prayers