Al-Ahzab · 42/73
Fandikana Fanononana — Surah Al-Ahzab
وَسَبِّحُوهُ بُكْرَةً وَأَصِيلًا ۝٤٢
Wa sabbihoohu bukratanw wa aseela
📖 Dikany Malagasy
Deraonareo ny Voninahiny maraina sy hariva.

M Mishary Rashid Alafasy ✓
M Mahmoud Khalil Al-Husary ✓
A Abdurrahman As-Sudais ✓
M Mohamed Siddiq Al-Minshawi ✓
A Abdul Basit Abdul Samad ✓
A Ali Al-Hudhaify ✓
A Ahmed ibn Ali al-Ajamy ✓
A Abu Bakr Ash-Shaatree ✓
M Muhammad Ayyoub ✓
A Abdullah Basfar ✓
A Abdullah Al-Juhani ✓
M Maher Al Muaiqly ✓
0:00
0:00


📜 Andininy 40-44 — Surah Al-Ahzab

40مَّا كَانَ مُحَمَّدٌ أَبَا أَحَدٍ مِّن رِّجَالِكُمْ وَلَٰكِن رَّسُولَ اللَّهِ وَخَاتَمَ النَّبِيِّينَ ۗ وَكَانَ اللَّهُ بِكُلِّ شَيْءٍ عَلِيمًا
Mohammad dia tsy mba rain’ny iray amin’ireo lehilahinareo velively, fa Irak’i Allah, ary farany amin’ireo Mpaminany izy. Ary Allah dia Mahafantatra ny zava-drehetra.
41يَا أَيُّهَا الَّذِينَ آمَنُوا اذْكُرُوا اللَّهَ ذِكْرًا كَثِيرًا
Ô ianareo izay mino! Tsarovinareo Allah amin’ny fahatsiarovana mandrakariva.
42وَسَبِّحُوهُ بُكْرَةً وَأَصِيلًا
Deraonareo ny Voninahiny maraina sy hariva.
43هُوَ الَّذِي يُصَلِّي عَلَيْكُمْ وَمَلَائِكَتُهُ لِيُخْرِجَكُم مِّنَ الظُّلُمَاتِ إِلَى النُّورِ ۚ وَكَانَ بِالْمُؤْمِنِينَ رَحِيمًا
Izy izay mitahy[103]anareo, ary ireo Anjeliny ihany koa[104], mba hamoahany anareo avy amin’ireo aizina ho amin’ny hazavana. Ary Izy dia be Indrafo amin’ireo mpino.
44تَحِيَّتُهُمْ يَوْمَ يَلْقَوْنَهُ سَلَامٌ ۚ وَأَعَدَّ لَهُمْ أَجْرًا كَرِيمًا
Ny fiarahaban’izy ireo amin’ny andro izay hihaonan’izy ireo Aminy dia ny hoe : “ SALAM ” (fiadanana), ary nanomana valisoa an-kalalahana ho azy ireo Izy.
Al-AhzabFizahan-takila Koraña
73Andininy
MedinanRevelation
42Andininy

Fandikana — Al-Ahzab 42

Surah Al-Ahzab Andininy 42 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Deraonareo ny Voninahiny maraina sy hariva.

Surah Andininy 42/73 — Surah Al-Ahzab الأحزاب (Medinan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Al-Ahzab Henoy, Surah Al-Ahzab Fandikana, Surah Al-Ahzab mp3, Surah Al-Ahzab pdf. Andininy 40–44. Dikany Malagasy: Kiswahili.





Koraña Masina


Monday, September 28, 2026

Don't forget us in your sincere prayers