Saba · 20/54
Fandikana Fanononana — Saba
وَلَقَدْ صَدَّقَ عَلَيْهِمْ إِبْلِيسُ ظَنَّهُ فَاتَّبَعُوهُ إِلَّا فَرِيقًا مِّنَ الْمُؤْمِنِينَ ۝٢٠
Wa laqad saddaq `alaihim Ibleesu zannnabhoo fattaba`oohu illaa fareeqam minal mu`mineen
📖 Dikany Malagasy
Ary hamafisina, fa nohamarin’i satana ny eritreriny mikasika azy ireo. ka nanaraka azy ireo, afa-tsy ampahany tamin’ireo mpino ihany.
🎧 Henoy

📜 Andininy 18-22 — Saba

18وَجَعَلْنَا بَيْنَهُمْ وَبَيْنَ الْقُرَى الَّتِي بَارَكْنَا فِيهَا قُرًى ظَاهِرَةً وَقَدَّرْنَا فِيهَا السَّيْرَ ۖ سِيرُوا فِيهَا لَيَالِيَ وَأَيَّامًا آمِنِينَ
Ary dia nasianay tanàna lehibe hafa manelanelana azy ireo, sy ireo tanàna voatsodranonay, ka nokajianay ireo fiantoana an-dàlana manelanelana azy ireo. « Mandehana amim-pilaminana eo anelanelan’izany ianareo, mandritra ny andro sy ny alina ».
19فَقَالُوا رَبَّنَا بَاعِدْ بَيْنَ أَسْفَارِنَا وَظَلَمُوا أَنفُسَهُمْ فَجَعَلْنَاهُمْ أَحَادِيثَ وَمَزَّقْنَاهُمْ كُلَّ مُمَزَّقٍ ۚ إِنَّ فِي ذَٰلِكَ لَآيَاتٍ لِّكُلِّ صَبَّارٍ شَكُورٍ
Ary hoy izy ireo : « Tomponay o ! halavao ny elanelana misy amin’ireo fiantoana eny an-dàlana, ary dia nanao ny tsy rariny tamin’ny tenany ihany izy ireo. Nataonay ho tantara mipetraka ny mikasika azy ireo, ary dia nopotehinay tanteraka. Misy fampitandremana tokoa amin’izany ho an’ireo izay manam-paharetana sy mahay mankasitraka.
20وَلَقَدْ صَدَّقَ عَلَيْهِمْ إِبْلِيسُ ظَنَّهُ فَاتَّبَعُوهُ إِلَّا فَرِيقًا مِّنَ الْمُؤْمِنِينَ
Ary hamafisina, fa nohamarin’i satana ny eritreriny mikasika azy ireo. ka nanaraka azy ireo, afa-tsy ampahany tamin’ireo mpino ihany.
21وَمَا كَانَ لَهُ عَلَيْهِم مِّن سُلْطَانٍ إِلَّا لِنَعْلَمَ مَن يُؤْمِنُ بِالْآخِرَةِ مِمَّنْ هُوَ مِنْهَا فِي شَكٍّ ۗ وَرَبُّكَ عَلَىٰ كُلِّ شَيْءٍ حَفِيظٌ
Ary tsy nanana fahefana tamin’izy ireo mihitsy izy, raha tsy Izahay no te-hanavaka izay mino ny an-koatra, sy izay misalasala. fa miahy ny zavatra rehetra ny Tomponao.
22قُلِ ادْعُوا الَّذِينَ زَعَمْتُم مِّن دُونِ اللَّهِ ۖ لَا يَمْلِكُونَ مِثْقَالَ ذَرَّةٍ فِي السَّمَاوَاتِ وَلَا فِي الْأَرْضِ وَمَا لَهُمْ فِيهِمَا مِن شِرْكٍ وَمَا لَهُ مِنْهُم مِّن ظَهِيرٍ
Dia lazao hoe : Antsoy ireo izay ihamboanareo (ho tompo) ankoatra an’i Allah, tsy manana na dia zavatra iray kely indrindra (atoma) akory aza izy ireny, na any an-danitra na ety an-tany, tsy niaraka taminy izy ireo tamin’ny famoronana, ary tsy misy afaka hanampy azy amin’izy ireo.
SabaFizahan-takila Koraña
54Andininy
MeccanRevelation
20Andininy

Fandikana — Saba 20

Surah Saba Andininy 20 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ary hamafisina, fa nohamarin’i satana ny eritreriny mikasika azy ireo.…

Surah Andininy 20/54 — Saba سبأ (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Saba Henoy, Saba Fandikana, Saba mp3, Saba pdf. Andininy 18–22. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers