Ya-Sina · 56/83
Fandikana Fanononana — Surah Ya-Sina
هُمْ وَأَزْوَاجُهُمْ فِي ظِلَالٍ عَلَى الْأَرَائِكِ مُتَّكِئُونَ ۝٥٦
Hum wa azwaajuhum fee zilaalin `alal araaa`iki muttaki`oon
📖 Dikany Malagasy
Eo ambany alokalok'izy ireo sy ny vadiny no mitehin-kiho eo ambony seza lava.

🎧 Henoy


📜 Andininy 54-58 — Surah Ya-Sina

54فَالْيَوْمَ لَا تُظْلَمُ نَفْسٌ شَيْئًا وَلَا تُجْزَوْنَ إِلَّا مَا كُنتُمْ تَعْمَلُونَ
Amin’izany andro izany, dia tsy hisy ho voambaka mihitsy. Ary tsy hisy valin-kasasarana ho anareo raha tsy araka ny asa izay nataonareo ihany.
55إِنَّ أَصْحَابَ الْجَنَّةِ الْيَوْمَ فِي شُغُلٍ فَاكِهُونَ
Amin’izany andro izany, dia ho variana amin’ny fahasambarana azon’izy ireo ny olon’ny Paradisa.
56هُمْ وَأَزْوَاجُهُمْ فِي ظِلَالٍ عَلَى الْأَرَائِكِ مُتَّكِئُونَ
Eo ambany alokalok'izy ireo sy ny vadiny no mitehin-kiho eo ambony seza lava.
57لَهُمْ فِيهَا فَاكِهَةٌ وَلَهُم مَّا يَدَّعُونَ
Hahazo voankazo izy ireo ao, ary hahazo izay rehetra tadiaviny.
58سَلَامٌ قَوْلًا مِّن رَّبٍّ رَّحِيمٍ
Fandriampahalemana ! ( Salam ) no teny avy amin’ny Tompo be Indrafo.
Ya-SinaFizahan-takila Koraña
83Andininy
MeccanRevelation
56Andininy

Fandikana — Ya-Sina 56

Surah Ya-Sina Andininy 56 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Eo ambany alokalok'izy ireo sy ny vadiny no mitehin-kiho eo…

Surah Andininy 56/83 — Surah Ya-Sina يس (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Ya-Sina Henoy, Surah Ya-Sina Fandikana, Surah Ya-Sina mp3, Surah Ya-Sina pdf. Andininy 54–58. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, September 8, 2026

Don't forget us in your sincere prayers