Ya-Sina · 55/83
Fandikana Fanononana — Surah Ya-Sina
إِنَّ أَصْحَابَ الْجَنَّةِ الْيَوْمَ فِي شُغُلٍ فَاكِهُونَ ۝٥٥
Inna Ashaabal jannatil Yawma fee shughulin faakihoon
📖 Dikany Malagasy
Amin’izany andro izany, dia ho variana amin’ny fahasambarana azon’izy ireo ny olon’ny Paradisa.

🎧 Henoy


📜 Andininy 53-57 — Surah Ya-Sina

53إِن كَانَتْ إِلَّا صَيْحَةً وَاحِدَةً فَإِذَا هُمْ جَمِيعٌ لَّدَيْنَا مُحْضَرُونَ
Tsy hisy raha tsy ny hiaka tokana ihany, dia indro fa hiseho eo anatrehanay izy rehetra.
54فَالْيَوْمَ لَا تُظْلَمُ نَفْسٌ شَيْئًا وَلَا تُجْزَوْنَ إِلَّا مَا كُنتُمْ تَعْمَلُونَ
Amin’izany andro izany, dia tsy hisy ho voambaka mihitsy. Ary tsy hisy valin-kasasarana ho anareo raha tsy araka ny asa izay nataonareo ihany.
55إِنَّ أَصْحَابَ الْجَنَّةِ الْيَوْمَ فِي شُغُلٍ فَاكِهُونَ
Amin’izany andro izany, dia ho variana amin’ny fahasambarana azon’izy ireo ny olon’ny Paradisa.
56هُمْ وَأَزْوَاجُهُمْ فِي ظِلَالٍ عَلَى الْأَرَائِكِ مُتَّكِئُونَ
Eo ambany alokalok'izy ireo sy ny vadiny no mitehin-kiho eo ambony seza lava.
57لَهُمْ فِيهَا فَاكِهَةٌ وَلَهُم مَّا يَدَّعُونَ
Hahazo voankazo izy ireo ao, ary hahazo izay rehetra tadiaviny.
Ya-SinaFizahan-takila Koraña
83Andininy
MeccanRevelation
55Andininy

Fandikana — Ya-Sina 55

Surah Ya-Sina Andininy 55 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Amin’izany andro izany, dia ho variana amin’ny fahasambarana azon’izy ireo…

Surah Andininy 55/83 — Surah Ya-Sina يس (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Ya-Sina Henoy, Surah Ya-Sina Fandikana, Surah Ya-Sina mp3, Surah Ya-Sina pdf. Andininy 53–57. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Monday, September 7, 2026

Don't forget us in your sincere prayers