Sady · 18/88
Fandikana Fanononana — Sady
إِنَّا سَخَّرْنَا الْجِبَالَ مَعَهُ يُسَبِّحْنَ بِالْعَشِيِّ وَالْإِشْرَاقِ ۝١٨
Innaa sakhkharnal jibaala ma`ahoo yusabbihna bil`ashaiyi wal ishraaq
📖 Dikany Malagasy
Izahay dia nanery ireo tendrombohitra hidera ny voninahitr’I Allah, amin’ny hariva sy ny maraina, miaraka aminy, toy izany koa ireo voro-manidina mitangorona, ny rehetra dia maneho ny fankatoavana Azy (Allah).
🎧 Henoy

📜 Andininy 16-20 — Sady

16وَقَالُوا رَبَّنَا عَجِّل لَّنَا قِطَّنَا قَبْلَ يَوْمِ الْحِسَابِ
Ary niteny izy ireo hoe : “ Tomponay ô ! Hafaingano aminay ny anjaranay alohan’ny andro Fitsarana ”.
17اصْبِرْ عَلَىٰ مَا يَقُولُونَ وَاذْكُرْ عَبْدَنَا دَاوُودَ ذَا الْأَيْدِ ۖ إِنَّهُ أَوَّابٌ
Mahareta ianao amin’izay tenenin’izy ireo; ary tsarovy ny mpanomponay, Daoda (Davida) izay nanana fahatanjahana (tamin’ny fanompoana), tena marina fa izy dia tena mpibebaka (amin’I Allah).
18إِنَّا سَخَّرْنَا الْجِبَالَ مَعَهُ يُسَبِّحْنَ بِالْعَشِيِّ وَالْإِشْرَاقِ
Izahay dia nanery ireo tendrombohitra hidera ny voninahitr’I Allah, amin’ny hariva sy ny maraina, miaraka aminy, toy izany koa ireo voro-manidina mitangorona, ny rehetra dia maneho ny fankatoavana Azy (Allah).
19وَالطَّيْرَ مَحْشُورَةً ۖ كُلٌّ لَّهُ أَوَّابٌ
Toy izany ihany koa ireo voro-manidina mitangorona,izay samy manaiky Azy (Allah/Zanahary) avokoa.
20وَشَدَدْنَا مُلْكَهُ وَآتَيْنَاهُ الْحِكْمَةَ وَفَصْلَ الْخِطَابِ
Ary nohamafisinay ny fanjakany, nomenay azy ny fahendrena sy ny fahaizana mitsara.
SadyFizahan-takila Koraña
88Andininy
MeccanRevelation
18Andininy

Fandikana — Sady 18

Surah Sady Andininy 18 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Izahay dia nanery ireo tendrombohitra hidera ny voninahitr’I Allah, amin’ny…

Surah Andininy 18/88 — Sady ص (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Sady Henoy, Sady Fandikana, Sady mp3, Sady pdf. Andininy 16–20. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers