Sady · 81/88
Fandikana Fanononana — Surah Sady
إِلَىٰ يَوْمِ الْوَقْتِ الْمَعْلُومِ ۝٨١
Ilaa Yawmil waqtil ma`loom
📖 Dikany Malagasy
Mandra-pahatongavan’ny fotoana efa fantatra (fantatr’i Allah) ”.

M Mishary Rashid Alafasy ✓
M Mahmoud Khalil Al-Husary ✓
A Abdurrahman As-Sudais ✓
M Mohamed Siddiq Al-Minshawi ✓
A Abdul Basit Abdul Samad ✓
A Ali Al-Hudhaify ✓
A Ahmed ibn Ali al-Ajamy ✓
A Abu Bakr Ash-Shaatree ✓
M Muhammad Ayyoub ✓
A Abdullah Basfar ✓
A Abdullah Al-Juhani ✓
M Maher Al Muaiqly ✓
0:00
0:00


📜 Andininy 79-83 — Surah Sady

79قَالَ رَبِّ فَأَنظِرْنِي إِلَىٰ يَوْمِ يُبْعَثُونَ
Niteny izy hoe : “ O ! Ry Tompoko ! Omeo fe-potoana àry aho mandra-pahatongan’ny andro izay hananganana azy ireo (ireo olombelona) amin’ny maty ”.
80قَالَ فَإِنَّكَ مِنَ الْمُنظَرِينَ
Niteny Izy (Allah) hoe : “ Ianao dia tena anisan’ireo mahazo fanekena amin’izany fe-potoana izany.
81إِلَىٰ يَوْمِ الْوَقْتِ الْمَعْلُومِ
Mandra-pahatongavan’ny fotoana efa fantatra (fantatr’i Allah) ”.
82قَالَ فَبِعِزَّتِكَ لَأُغْوِيَنَّهُمْ أَجْمَعِينَ
Niteny izy (Iblisa) hoe : “ Mianiana amin’ny fahefanao aho! Fa tena hamery azy rehetra aho"
83إِلَّا عِبَادَكَ مِنْهُمُ الْمُخْلَصِينَ
Afa-tsy ny mpanomponao voafidy amin’izy ireo .
SadyFizahan-takila Koraña
88Andininy
MeccanRevelation
81Andininy

Fandikana — Sady 81

Surah Sady Andininy 81 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Mandra-pahatongavan’ny fotoana efa fantatra (fantatr’i Allah) ”.

Surah Andininy 81/88 — Surah Sady ص (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Sady Henoy, Surah Sady Fandikana, Surah Sady mp3, Surah Sady pdf. Andininy 79–83. Dikany Malagasy: Kiswahili.





Koraña Masina


Monday, September 28, 2026

Don't forget us in your sincere prayers