Az-Zumar · 75/75
Fandikana Fanononana — Az-Zumar
وَتَرَى الْمَلَائِكَةَ حَافِّينَ مِنْ حَوْلِ الْعَرْشِ يُسَبِّحُونَ بِحَمْدِ رَبِّهِمْ ۖ وَقُضِيَ بَيْنَهُم بِالْحَقِّ وَقِيلَ الْحَمْدُ لِلَّهِ رَبِّ الْعَالَمِينَ ۝٧٥
Wa taral malaaa`ikata haaaffeena min hawlil `Arshi yusabbihoona bihamdi Rabbihim wa qudiya bainahum bilhaqqi wa qeelal hamdu lillaahi Rabbil `aalameen
📖 Dikany Malagasy
Ary ho hitanao ireo Anjely, izay manao fari-bolana manodidina ny Seza fiandrianana, ka midera ny voninahitry ny Tompony. Ary ho tsaraina amim-pahamarinana izy ireo, ary ho lazaina hoe: “Dera ho an’i Allah, Tompon’izao tontolo izao! ”
🎧 Henoy

📜 Andininy 73-75 — Az-Zumar

73وَسِيقَ الَّذِينَ اتَّقَوْا رَبَّهُمْ إِلَى الْجَنَّةِ زُمَرًا ۖ حَتَّىٰ إِذَا جَاءُوهَا وَفُتِحَتْ أَبْوَابُهَا وَقَالَ لَهُمْ خَزَنَتُهَا سَلَامٌ عَلَيْكُمْ طِبْتُمْ فَادْخُلُوهَا خَالِدِينَ
Ary ho tarihina amin’ny andiany ihany koa ireo nanam-pahatahorana ny Tompony, ka ho any amin’ny Paradisa. Rehefa tonga eo anoloany izy ireo, dia hisokatra ny varavarany, ka hiteny amin’izy ireo ny mpiambina izany hoe: “Fandriampahalemana ho anareo! Olo-mendrika tokoa ianareo, ka midira, ary mitoera ao mandrakizay ianareo”.
74وَقَالُوا الْحَمْدُ لِلَّهِ الَّذِي صَدَقَنَا وَعْدَهُ وَأَوْرَثَنَا الْأَرْضَ نَتَبَوَّأُ مِنَ الْجَنَّةِ حَيْثُ نَشَاءُ ۖ فَنِعْمَ أَجْرُ الْعَامِلِينَ
Ary hilaza izy ireo hoe : “ Dera sy voninahitra ho an’I Allah, izay nanatanteraka taminay ny fampanantenany, ary nampandova anay ny tany! Hitoetra ao amin’ny Paradisa amin’ny toerana izay tianay izahay. Hamafisina, fa tsara tokoa ny valisoan’ireo mpanao asa soa! ”
75وَتَرَى الْمَلَائِكَةَ حَافِّينَ مِنْ حَوْلِ الْعَرْشِ يُسَبِّحُونَ بِحَمْدِ رَبِّهِمْ ۖ وَقُضِيَ بَيْنَهُم بِالْحَقِّ وَقِيلَ الْحَمْدُ لِلَّهِ رَبِّ الْعَالَمِينَ
Ary ho hitanao ireo Anjely, izay manao fari-bolana manodidina ny Seza fiandrianana, ka midera ny voninahitry ny Tompony. Ary ho tsaraina amim-pahamarinana izy ireo, ary ho lazaina hoe: “Dera ho an’i Allah, Tompon’izao tontolo izao! ”
Az-ZumarFizahan-takila Koraña
75Andininy
MeccanRevelation
75Andininy

Fandikana — Az-Zumar 75

Surah Az-Zumar Andininy 75 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ary ho hitanao ireo Anjely, izay manao fari-bolana manodidina ny…

Surah Andininy 75/75 — Az-Zumar الزمر (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Az-Zumar Henoy, Az-Zumar Fandikana, Az-Zumar mp3, Az-Zumar pdf. Andininy 73–75. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers