An-Nisa · 50/176
Fandikana Fanononana — An-Nisa
انظُرْ كَيْفَ يَفْتَرُونَ عَلَى اللَّهِ الْكَذِبَ ۖ وَكَفَىٰ بِهِ إِثْمًا مُّبِينًا ۝٥٠
Unzur kaifa yaftaroona `alal laahil kazib, wakafaa biheee ismamm mubeenaa
📖 Dikany Malagasy
Mba jereo, ahoana ny fomba entin’izy ireo mamoron-dainga mahakasik’I Allah ? Ary ampy ho fahotana miharihary izany.
🎧 Henoy

📜 Andininy 48-52 — An-Nisa

48إِنَّ اللَّهَ لَا يَغْفِرُ أَن يُشْرَكَ بِهِ وَيَغْفِرُ مَا دُونَ ذَٰلِكَ لِمَن يَشَاءُ ۚ وَمَن يُشْرِكْ بِاللَّهِ فَقَدِ افْتَرَىٰ إِثْمًا عَظِيمًا
Tena marina fa I Allah dia tsy mamela heloka raha hakambana amin’ny zavatra hafa Izy. Fa mamela heloka kosa Izy amin’izay ankoatra izany, ho an’izay sitrany. N'iza n'iza manakambana an’I Allah amin’ny zavatra hafa, dia efa nahavita fahotana lehibe.
49أَلَمْ تَرَ إِلَى الَّذِينَ يُزَكُّونَ أَنفُسَهُم ۚ بَلِ اللَّهُ يُزَكِّي مَن يَشَاءُ وَلَا يُظْلَمُونَ فَتِيلًا
Tsy hitanao ve ireo izay manadio ny tenany ? Kanefa I Allah no manadio izay sitrany; ary tsy ho hambakaina izy ireo na dia kely tahaka ny voan’atrendry aza.
50انظُرْ كَيْفَ يَفْتَرُونَ عَلَى اللَّهِ الْكَذِبَ ۖ وَكَفَىٰ بِهِ إِثْمًا مُّبِينًا
Mba jereo, ahoana ny fomba entin’izy ireo mamoron-dainga mahakasik’I Allah ? Ary ampy ho fahotana miharihary izany.
51أَلَمْ تَرَ إِلَى الَّذِينَ أُوتُوا نَصِيبًا مِّنَ الْكِتَابِ يُؤْمِنُونَ بِالْجِبْتِ وَالطَّاغُوتِ وَيَقُولُونَ لِلَّذِينَ كَفَرُوا هَٰؤُلَاءِ أَهْدَىٰ مِنَ الَّذِينَ آمَنُوا سَبِيلًا
Tsy hitanao ve ireo izay nomena anjara tamin’ny ampahan’ny Boky, mino ny sampy sy ny mpiara-miombon'antoka aminy, ary miteny an’ireo tsy nino manao hoe : “Izy ireny no voatari-dàlana kokoa noho ireo izay nino”?
52أُولَٰئِكَ الَّذِينَ لَعَنَهُمُ اللَّهُ ۖ وَمَن يَلْعَنِ اللَّهُ فَلَن تَجِدَ لَهُ نَصِيرًا
Izy ireny no nozonin’I Allah, ary n’iza n’iza ozonin’I Allah, dia tsy hahita mpamonjy ho azy mihitsy ianao.
An-NisaFizahan-takila Koraña
176Andininy
MedinanRevelation
50Andininy

Fandikana — An-Nisa 50

Surah An-Nisa Andininy 50 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Mba jereo, ahoana ny fomba entin’izy ireo mamoron-dainga mahakasik’I Allah…

Surah Andininy 50/176 — An-Nisa النساء (Medinan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: An-Nisa Henoy, An-Nisa Fandikana, An-Nisa mp3, An-Nisa pdf. Andininy 48–52. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers