Fussilata · 51/54
Fandikana Fanononana — Fussilata
وَإِذَا أَنْعَمْنَا عَلَى الْإِنسَانِ أَعْرَضَ وَنَأَىٰ بِجَانِبِهِ وَإِذَا مَسَّهُ الشَّرُّ فَذُو دُعَاءٍ عَرِيضٍ ٥١
Transliteration
Wa izaaa an`amnaa `alal insaani a`rada wa na-aa bijaani bihee wa izaa massahush sharru fazoo du`aaa`in `areed
Fandikana (Dikany Malagasy)
📖 Dikany Malagasy
Ary rehefa fenoiNay fahasoavana ny olombelona, dia mandositra izy ireo ka manalavitra. Fa rehefa misy zavatra ratsy mahazo azy kosa, dia mitalaho maharitra izy.
Additional reference in Kiswahili
🎧 Henoy
📜 Andininy 49-53 — Fussilata
49لَّا يَسْأَمُ الْإِنسَانُ مِن دُعَاءِ الْخَيْرِ وَإِن مَّسَّهُ الشَّرُّ فَيَئُوسٌ قَنُوطٌ
Tsy sasatra ny mitalaho soa ho azy ny olona. Nefa raha iharan’ny ratsy izy, dia indro fa kivy tanteraka, very fanantenana.
50وَلَئِنْ أَذَقْنَاهُ رَحْمَةً مِّنَّا مِن بَعْدِ ضَرَّاءَ مَسَّتْهُ لَيَقُولَنَّ هَٰذَا لِي وَمَا أَظُنُّ السَّاعَةَ قَائِمَةً وَلَئِن رُّجِعْتُ إِلَىٰ رَبِّي إِنَّ لِي عِندَهُ لَلْحُسْنَىٰ ۚ فَلَنُنَبِّئَنَّ الَّذِينَ كَفَرُوا بِمَا عَمِلُوا وَلَنُذِيقَنَّهُم مِّنْ عَذَابٍ غَلِيظٍ
Ka rehefa omeNay famindram-po avy Aminay izy, taorian’ny fahoriana izay nihatra taminy, dia hiteny tokoa hoe : “Anjarako izany ! Ary heveriko fa tsy ho avy ilay Ora. Ary raha haverina any amin’ny Tompoko aho, dia hahazo anjara tsara any Aminy”. HolazaiNay amin’ireo tsy mpino izay nataony, ary tsy maintsy hampanandramaNay famaizana mafy izy ireo.
51وَإِذَا أَنْعَمْنَا عَلَى الْإِنسَانِ أَعْرَضَ وَنَأَىٰ بِجَانِبِهِ وَإِذَا مَسَّهُ الشَّرُّ فَذُو دُعَاءٍ عَرِيضٍ
Ary rehefa fenoiNay fahasoavana ny olombelona, dia mandositra izy ireo ka manalavitra. Fa rehefa misy zavatra ratsy mahazo azy kosa, dia mitalaho maharitra izy.
52قُلْ أَرَأَيْتُمْ إِن كَانَ مِنْ عِندِ اللَّهِ ثُمَّ كَفَرْتُم بِهِ مَنْ أَضَلُّ مِمَّنْ هُوَ فِي شِقَاقٍ بَعِيدٍ
Lazao hoe : “Moa hitanareo va, raha avy tamin’I Allah izy ity (Koroany), nefa dia maniratsira izany ianareo avy eo iza no very lalana indrindra, raha tsy izay nanalavitra tanteraka (finoana) ? ”
53سَنُرِيهِمْ آيَاتِنَا فِي الْآفَاقِ وَفِي أَنفُسِهِمْ حَتَّىٰ يَتَبَيَّنَ لَهُمْ أَنَّهُ الْحَقُّ ۗ أَوَلَمْ يَكْفِ بِرَبِّكَ أَنَّهُ عَلَىٰ كُلِّ شَيْءٍ شَهِيدٌ
HasehoNay azy ireo ny famantarana avy Aminay eo amin’izao rehetra izao, sy amin’ny tenan’izy ireo, mandra-pahitan’izy ireo mazava fa izany no fahamarinana.Tsy ampy va ny fahitan’ny Tomponao ny zavatra rehetra?
FussilataFizahan-takila Koraña
54Andininy
MeccanRevelation
51Andininy
Fandikana — Fussilata 51
Surah Fussilata Andininy 51 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ary rehefa fenoiNay fahasoavana ny olombelona, dia mandositra izy ireo…Surah Andininy 51/54 — Fussilata فصلت (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Fussilata Henoy, Fussilata Fandikana, Fussilata mp3, Fussilata pdf. Andininy 49–53. Dikany Malagasy: Kiswahili.
العربية
English
Bahasa Indonesia
Türkçe
Русский
فارسی
Français
اردو
বাংলা
Deutsch
Español
中文
हिन्दी
Português
Italiano
ภาษาไทย
Polski
Nederlands
Shqip
Kiswahili
O'zbek
தமிழ்
Melayu
Bosanski
Soomaali
Azərbaycan
کوردی
한국어
日本語
Svenska
Dansk
Norsk
پښتو
മലയാളം
සිංහල
Tamazight
Hausa
አማርኛ
Български
Тоҷикӣ
Қазақша
Filipino
سنڌي
Yorùbá
Fulfulde
Татарча
ئۇيغۇرچە
Кыргызча
ਪੰਜਾਬੀ
Jawa
తెలుగు
မြန်မာ
ગુજરાતી
Oromo
मराठी
Tiếng Việt
Malagasy
Нохчийн
Wolof
ދިވެހި
ಕನ್ನಡ
Українська
Ελληνικά
ქართული
ខ្មែរ
دری
Qafar af
Maranao
नेपाली
Koraña Masina
Tuesday, August 18, 2026
Don't forget us in your sincere prayers








