Az-Zukhruf · 28/89
Fandikana Fanononana — Az-Zukhruf
وَجَعَلَهَا كَلِمَةً بَاقِيَةً فِي عَقِبِهِ لَعَلَّهُمْ يَرْجِعُونَ ۝٢٨
Wa ja`alahaa Kalimatam baaqiyatan fee `aqibihee la`al lahum yarji`oon
📖 Dikany Malagasy
Ka dia napetrany ho teny maharitra eo amin’ny taranany izany, mba hiverenan’izy ireo ?

🎧 Henoy


📜 Andininy 26-30 — Az-Zukhruf

26وَإِذْ قَالَ إِبْرَاهِيمُ لِأَبِيهِ وَقَوْمِهِ إِنَّنِي بَرَاءٌ مِّمَّا تَعْبُدُونَ
Ary rehefa niteny tamin’ny vahoakany sy tamin’ny Rainy i Abrahama hoe : “ Laviko tanteraka izay tompoinareo"
27إِلَّا الَّذِي فَطَرَنِي فَإِنَّهُ سَيَهْدِينِ
Afa-tsy ilay Nahary ahy, satria marina fa Izy no hitari-dalana ahy.”
28وَجَعَلَهَا كَلِمَةً بَاقِيَةً فِي عَقِبِهِ لَعَلَّهُمْ يَرْجِعُونَ
Ka dia napetrany ho teny maharitra eo amin’ny taranany izany, mba hiverenan’izy ireo ?
29بَلْ مَتَّعْتُ هَٰؤُلَاءِ وَآبَاءَهُمْ حَتَّىٰ جَاءَهُمُ الْحَقُّ وَرَسُولٌ مُّبِينٌ
Fa nomeko fahasambarana ireo olona ireo sy ireo razam-beny, mandra-pahatongan’ny Marina sy ny iraka mazava teo amin’izy ieo.
30وَلَمَّا جَاءَهُمُ الْحَقُّ قَالُوا هَٰذَا سِحْرٌ وَإِنَّا بِهِ كَافِرُونَ
Ary rehefa tonga teo amin’izy ireo ny fahamarinana, dia hoy izy ireo : “ Majika izao, fa tsy mino izany izahay.”
Az-ZukhrufFizahan-takila Koraña
89Andininy
MeccanRevelation
28Andininy

Fandikana — Az-Zukhruf 28

Surah Az-Zukhruf Andininy 28 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ka dia napetrany ho teny maharitra eo amin’ny taranany izany,…

Surah Andininy 28/89 — Az-Zukhruf الزخرف (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Az-Zukhruf Henoy, Az-Zukhruf Fandikana, Az-Zukhruf mp3, Az-Zukhruf pdf. Andininy 26–30. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers