Ad-Dukhan · 6/59
Fandikana Fanononana — Ad-Dukhan
رَحْمَةً مِّن رَّبِّكَ ۚ إِنَّهُ هُوَ السَّمِيعُ الْعَلِيمُ ۝٦
Rahmatam mir rabbik; innahoo Huwas Samee`ul `Aleem
📖 Dikany Malagasy
Ho famindram-po avy amin’ny Tomponao, fa Izy no Ilay Mahare, Ilay Mahalala ny zavatra rehetra,

🎧 Henoy


📜 Andininy 4-8 — Ad-Dukhan

4فِيهَا يُفْرَقُ كُلُّ أَمْرٍ حَكِيمٍ
Nandritra izany no nanapahana ny didy rehetra feno fahendrena.
5أَمْرًا مِّنْ عِندِنَا ۚ إِنَّا كُنَّا مُرْسِلِينَ
Didy avy Aminay izany. Izahay no mandefa ireo iraka,
6رَحْمَةً مِّن رَّبِّكَ ۚ إِنَّهُ هُوَ السَّمِيعُ الْعَلِيمُ
Ho famindram-po avy amin’ny Tomponao, fa Izy no Ilay Mahare, Ilay Mahalala ny zavatra rehetra,
7رَبِّ السَّمَاوَاتِ وَالْأَرْضِ وَمَا بَيْنَهُمَا ۖ إِن كُنتُم مُّوقِنِينَ
Tompon’ny lanitra sy ny tany, ary izay rehetra eo anelanelan’izany! Raha miaiky izany tokoa ianareo.
8لَا إِلَٰهَ إِلَّا هُوَ يُحْيِي وَيُمِيتُ ۖ رَبُّكُمْ وَرَبُّ آبَائِكُمُ الْأَوَّلِينَ
Tsy misy tompo hafa, afa-tsy Izy. Izy no mamelona sy mamono, ary Izy no Tomponareo sy Tompon’ireo razambenareo taloha.
Ad-DukhanFizahan-takila Koraña
59Andininy
MeccanRevelation
6Andininy

Fandikana — Ad-Dukhan 6

Surah Ad-Dukhan Andininy 6 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ho famindram-po avy amin’ny Tomponao, fa Izy no Ilay Mahare,…

Surah Andininy 6/59 — Ad-Dukhan الدخان (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Ad-Dukhan Henoy, Ad-Dukhan Fandikana, Ad-Dukhan mp3, Ad-Dukhan pdf. Andininy 4–8. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers