Al-Maidah · 37/120
Fandikana Fanononana — Al-Maidah
يُرِيدُونَ أَن يَخْرُجُوا مِنَ النَّارِ وَمَا هُم بِخَارِجِينَ مِنْهَا ۖ وَلَهُمْ عَذَابٌ مُّقِيمٌ ٣٧
Transliteration
Yureedoona ai yakhrujoo minan Naari wa maa hum bikhaari jeena minhaa wa lahum `azaabum muqeem
Fandikana (Dikany Malagasy)
📖 Dikany Malagasy
Maniry ny hivoaka avy ao amin’ny Afobe izy ireo, kanefa dia tsy hivoaka ao mihitsy izy ireo. Ary ho azy ireo ny famaizana maharitra.
Additional reference in Kiswahili
🎧 Henoy
📜 Andininy 35-39 — Al-Maidah
35يَا أَيُّهَا الَّذِينَ آمَنُوا اتَّقُوا اللَّهَ وَابْتَغُوا إِلَيْهِ الْوَسِيلَةَ وَجَاهِدُوا فِي سَبِيلِهِ لَعَلَّكُمْ تُفْلِحُونَ
O ianareo izay mpino! Matahora an’I Allah ianareo ary tadiavonareo ny fomba hanatonanareo Azy akaiky. Ary manaova ady masina amin’ny làlany ianareo. Angamba hahazoanareo fahombiazana.
36إِنَّ الَّذِينَ كَفَرُوا لَوْ أَنَّ لَهُم مَّا فِي الْأَرْضِ جَمِيعًا وَمِثْلَهُ مَعَهُ لِيَفْتَدُوا بِهِ مِنْ عَذَابِ يَوْمِ الْقِيَامَةِ مَا تُقُبِّلَ مِنْهُمْ ۖ وَلَهُمْ عَذَابٌ أَلِيمٌ
Tena marina fa ireo izay tsy mpino raha ananan’izy ireo izay rehetra eto an-tany sy ny mitovy amin’izany koa mbola miampy aminy ka omen’izy ireo hatao onitra ho amin’ny famaizana amin’ny andron’ny fitsanganana dia tsy ho raisina avy amin’izy ireo izany. Ary ho azy ireo famaizana mangirifiry.
37يُرِيدُونَ أَن يَخْرُجُوا مِنَ النَّارِ وَمَا هُم بِخَارِجِينَ مِنْهَا ۖ وَلَهُمْ عَذَابٌ مُّقِيمٌ
Maniry ny hivoaka avy ao amin’ny Afobe izy ireo, kanefa dia tsy hivoaka ao mihitsy izy ireo. Ary ho azy ireo ny famaizana maharitra.
38وَالسَّارِقُ وَالسَّارِقَةُ فَاقْطَعُوا أَيْدِيَهُمَا جَزَاءً بِمَا كَسَبَا نَكَالًا مِّنَ اللَّهِ ۗ وَاللَّهُ عَزِيزٌ حَكِيمٌ
Ary ny mpangalatra lahy sy ny mpangalatra vavy dia tapahinareo ny tànan'izy ireo mba ho valin’asa nataon’izy roa sy famaizana avy amin’i Allah. Ary i Allah dia Tsitoha sy be Fahendrena.
39فَمَن تَابَ مِن بَعْدِ ظُلْمِهِ وَأَصْلَحَ فَإِنَّ اللَّهَ يَتُوبُ عَلَيْهِ ۗ إِنَّ اللَّهَ غَفُورٌ رَّحِيمٌ
Fa na iza na iza mibebaka taorian’ny fanaovany ny tsy rariny sy nanarina ny tenany ,tena marina fa I Allah dia mandray ny fibebahan'izy ireo. Ary tena marina fa I Allah dia be Famelan-keloka sy be Fiantrana.
Al-MaidahFizahan-takila Koraña
120Andininy
MedinanRevelation
37Andininy
Fandikana — Al-Maidah 37
Surah Al-Maidah Andininy 37 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Maniry ny hivoaka avy ao amin’ny Afobe izy ireo, kanefa…Surah Andininy 37/120 — Al-Maidah المائدة (Medinan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Al-Maidah Henoy, Al-Maidah Fandikana, Al-Maidah mp3, Al-Maidah pdf. Andininy 35–39. Dikany Malagasy: Kiswahili.
العربية
English
Bahasa Indonesia
Türkçe
Русский
فارسی
Français
اردو
বাংলা
Deutsch
Español
中文
हिन्दी
Português
Italiano
ภาษาไทย
Polski
Nederlands
Shqip
Kiswahili
O'zbek
தமிழ்
Melayu
Bosanski
Soomaali
Azərbaycan
کوردی
한국어
日本語
Svenska
Dansk
Norsk
پښتو
മലയാളം
සිංහල
Tamazight
Hausa
አማርኛ
Български
Тоҷикӣ
Қазақша
Filipino
سنڌي
Yorùbá
Fulfulde
Татарча
ئۇيغۇرچە
Кыргызча
ਪੰਜਾਬੀ
Jawa
తెలుగు
မြန်မာ
ગુજરાતી
Oromo
मराठी
Tiếng Việt
Malagasy
Нохчийн
Wolof
ދިވެހި
ಕನ್ನಡ
Українська
Ελληνικά
ქართული
ខ្មែរ
دری
Qafar af
Maranao
नेपाली
Koraña Masina
Tuesday, August 18, 2026
Don't forget us in your sincere prayers








