Al-Maidah · 61/120
Fandikana Fanononana — Al-Maidah
وَإِذَا جَاءُوكُمْ قَالُوا آمَنَّا وَقَد دَّخَلُوا بِالْكُفْرِ وَهُمْ قَدْ خَرَجُوا بِهِ ۚ وَاللَّهُ أَعْلَمُ بِمَا كَانُوا يَكْتُمُونَ ۝٦١
Wa izaa jaaa`ookum qaalooo aamannaa wa qad dakhaloo bilkufri wa hum qad kharajoo bih; wallaahu a`lamu bimaa kaanoo yaktumoon
📖 Dikany Malagasy
Ary raha tonga aminareo izy ireo dia hiteny hoe: "Mino izahay" nefa niditra niaraka amin’ny tsy finoana izy ireo ary nivoaka koa niaraka aminy. Ary I Allah no tena mahafantatra izay afenin’izy ireo.

🎧 Henoy


📜 Andininy 59-63 — Al-Maidah

59قُلْ يَا أَهْلَ الْكِتَابِ هَلْ تَنقِمُونَ مِنَّا إِلَّا أَنْ آمَنَّا بِاللَّهِ وَمَا أُنزِلَ إِلَيْنَا وَمَا أُنزِلَ مِن قَبْلُ وَأَنَّ أَكْثَرَكُمْ فَاسِقُونَ
Teneno hoe: "O ry olon’ny boky! Moa ve mankahala anay ianareo afa-tsy noho izahay mino an’I Allah sy izay nampidinina taminay, ary izay nampidinina tany aloha?". Tena marina fa ny ankamaroanareo dia mpanao ny asa ratsy.
60قُلْ هَلْ أُنَبِّئُكُم بِشَرٍّ مِّن ذَٰلِكَ مَثُوبَةً عِندَ اللَّهِ ۚ مَن لَّعَنَهُ اللَّهُ وَغَضِبَ عَلَيْهِ وَجَعَلَ مِنْهُمُ الْقِرَدَةَ وَالْخَنَازِيرَ وَعَبَدَ الطَّاغُوتَ ۚ أُولَٰئِكَ شَرٌّ مَّكَانًا وَأَضَلُّ عَن سَوَاءِ السَّبِيلِ
Teneno hoe: Moa ve hambarako anareo ny ratsy kokoa mihoatra an’izany amin’ny valin’asa eo anatrehan’i Allah? Dia izay nozonin’i Allah sy nampiharany ny hatezerany ary ny sasany amin’izy ireo nataony lasa gidro sy kisoa, ary nanompo ny Tàghout [77]. Izy ireny no ratsy toerana indrindra sy tena very lavitra niala amin’ny làlana mahitsy.
61وَإِذَا جَاءُوكُمْ قَالُوا آمَنَّا وَقَد دَّخَلُوا بِالْكُفْرِ وَهُمْ قَدْ خَرَجُوا بِهِ ۚ وَاللَّهُ أَعْلَمُ بِمَا كَانُوا يَكْتُمُونَ
Ary raha tonga aminareo izy ireo dia hiteny hoe: "Mino izahay" nefa niditra niaraka amin’ny tsy finoana izy ireo ary nivoaka koa niaraka aminy. Ary I Allah no tena mahafantatra izay afenin’izy ireo.
62وَتَرَىٰ كَثِيرًا مِّنْهُمْ يُسَارِعُونَ فِي الْإِثْمِ وَالْعُدْوَانِ وَأَكْلِهِمُ السُّحْتَ ۚ لَبِئْسَ مَا كَانُوا يَعْمَلُونَ
Ary ho hitanao ny maro amin’izy ireo hihazakazaka amin’ny fahotana sy ny fandikan-dalàna ary ny fihinanana harena tsy ara-dalàna. Ratsy tokoa izany asa ataon’izy ireo izany!
63لَوْلَا يَنْهَاهُمُ الرَّبَّانِيُّونَ وَالْأَحْبَارُ عَن قَوْلِهِمُ الْإِثْمَ وَأَكْلِهِمُ السُّحْتَ ۚ لَبِئْسَ مَا كَانُوا يَصْنَعُونَ
Nahoana moa ireo mpitondra fivavahana jiosy sy ireo manam-pahaizana ara-pinoana no tsy mba mandrara azy ireo amin’ny fanaovana ny teny feno fahotana sy amin’ny fihinanana harena tsy ara-dalàna? Ratsy tokoa izany ataon’izy ireo izany!
Al-MaidahFizahan-takila Koraña
120Andininy
MedinanRevelation
61Andininy

Fandikana — Al-Maidah 61

Surah Al-Maidah Andininy 61 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ary raha tonga aminareo izy ireo dia hiteny hoe: "Mino…

Surah Andininy 61/120 — Al-Maidah المائدة (Medinan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Al-Maidah Henoy, Al-Maidah Fandikana, Al-Maidah mp3, Al-Maidah pdf. Andininy 59–63. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers