An-Najm · 55/62
Fandikana Fanononana — Surah An-Najm
فَبِأَيِّ آلَاءِ رَبِّكَ تَتَمَارَىٰ ۝٥٥
Fabi ayyi aalaaa`i Rabbika tatamaaraa
📖 Dikany Malagasy
Inona amin’ireo fahasoavan’ny Tomponao àry no mampisalasala anao ?

M Mishary Rashid Alafasy ✓
M Mahmoud Khalil Al-Husary ✓
A Abdurrahman As-Sudais ✓
M Mohamed Siddiq Al-Minshawi ✓
A Abdul Basit Abdul Samad ✓
A Ali Al-Hudhaify ✓
A Ahmed ibn Ali al-Ajamy ✓
A Abu Bakr Ash-Shaatree ✓
M Muhammad Ayyoub ✓
A Abdullah Basfar ✓
A Abdullah Al-Juhani ✓
M Maher Al Muaiqly ✓
0:00
0:00


📜 Andininy 53-57 — Surah An-Najm

53وَالْمُؤْتَفِكَةَ أَهْوَىٰ
Naringany toy izany koa ireo tanàna nivadika.
54فَغَشَّاهَا مَا غَشَّىٰ
ka nosaronany tamin’izay nanaronany azy.
55فَبِأَيِّ آلَاءِ رَبِّكَ تَتَمَارَىٰ
Inona amin’ireo fahasoavan’ny Tomponao àry no mampisalasala anao ?
56هَٰذَا نَذِيرٌ مِّنَ النُّذُرِ الْأُولَىٰ
Indro mpampitandrina, mitovy amin’ireo mpampitandrina taloha.
57أَزِفَتِ الْآزِفَةُ
Manantona ilay akaiky (ilay Ora Fitsarana).
An-NajmFizahan-takila Koraña
62Andininy
MeccanRevelation
55Andininy

Fandikana — An-Najm 55

Surah An-Najm Andininy 55 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Inona amin’ireo fahasoavan’ny Tomponao àry no mampisalasala anao ?

Surah Andininy 55/62 — Surah An-Najm النجم (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah An-Najm Henoy, Surah An-Najm Fandikana, Surah An-Najm mp3, Surah An-Najm pdf. Andininy 53–57. Dikany Malagasy: Kiswahili.





Koraña Masina


Monday, September 28, 2026

Don't forget us in your sincere prayers