An-Najm · 54/62
Fandikana Fanononana — Surah An-Najm
فَغَشَّاهَا مَا غَشَّىٰ ۝٥٤
Faghashshaahaa maa ghashshaa
📖 Dikany Malagasy
ka nosaronany tamin’izay nanaronany azy.

🎧 Henoy


📜 Andininy 52-56 — Surah An-Najm

52وَقَوْمَ نُوحٍ مِّن قَبْلُ ۖ إِنَّهُمْ كَانُوا هُمْ أَظْلَمَ وَأَطْغَىٰ
Sy ny vahoakan’i Noa taloha, tena olon’ny tsy fahamarinana sy mpihoa-pefy tokoa izy ireo.
53وَالْمُؤْتَفِكَةَ أَهْوَىٰ
Naringany toy izany koa ireo tanàna nivadika.
54فَغَشَّاهَا مَا غَشَّىٰ
ka nosaronany tamin’izay nanaronany azy.
55فَبِأَيِّ آلَاءِ رَبِّكَ تَتَمَارَىٰ
Inona amin’ireo fahasoavan’ny Tomponao àry no mampisalasala anao ?
56هَٰذَا نَذِيرٌ مِّنَ النُّذُرِ الْأُولَىٰ
Indro mpampitandrina, mitovy amin’ireo mpampitandrina taloha.
An-NajmFizahan-takila Koraña
62Andininy
MeccanRevelation
54Andininy

Fandikana — An-Najm 54

Surah An-Najm Andininy 54 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : ka nosaronany tamin’izay nanaronany azy.

Surah Andininy 54/62 — Surah An-Najm النجم (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah An-Najm Henoy, Surah An-Najm Fandikana, Surah An-Najm mp3, Surah An-Najm pdf. Andininy 52–56. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Monday, September 7, 2026

Don't forget us in your sincere prayers