Al-Qamar · 28/55
Fandikana Fanononana — Al-Qamar
وَنَبِّئْهُمْ أَنَّ الْمَاءَ قِسْمَةٌ بَيْنَهُمْ ۖ كُلُّ شِرْبٍ مُّحْتَضَرٌ ٢٨
Transliteration
Wa nabbi`hum annal maaa`a qismatum bainahum kullu shirbim muhtadar
Fandikana (Dikany Malagasy)
📖 Dikany Malagasy
Lazao amin’izy ireo, fa ho zaraina aminy ny rano, ka samy hisotro isakan'ny anjaram-pisotroany izy ireo.
Additional reference in Kiswahili
🎧 Henoy
📜 Andininy 26-30 — Al-Qamar
26سَيَعْلَمُونَ غَدًا مَّنِ الْكَذَّابُ الْأَشِرُ
Ho fantatr’izy ireo rahampitso izay mpandainga rain-dahiny, feno fiheboana sady miavonavona.
27إِنَّا مُرْسِلُو النَّاقَةِ فِتْنَةً لَّهُمْ فَارْتَقِبْهُمْ وَاصْطَبِرْ
Halefanay eo amin’izy ireo ny rameva vavy, ho fitsapana. Araho maso àry izy ireo, ka mahareta ianao.
28وَنَبِّئْهُمْ أَنَّ الْمَاءَ قِسْمَةٌ بَيْنَهُمْ ۖ كُلُّ شِرْبٍ مُّحْتَضَرٌ
Lazao amin’izy ireo, fa ho zaraina aminy ny rano, ka samy hisotro isakan'ny anjaram-pisotroany izy ireo.
29فَنَادَوْا صَاحِبَهُمْ فَتَعَاطَىٰ فَعَقَرَ
Nantsoin’izy ireo ilay namany, izay nandray (sabatra), ka namono azy.
30فَكَيْفَ كَانَ عَذَابِي وَنُذُرِ
Manao ahoana ny famaizako sy ny fampitandremako?
Al-QamarFizahan-takila Koraña
55Andininy
MeccanRevelation
28Andininy
Fandikana — Al-Qamar 28
Surah Al-Qamar Andininy 28 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Lazao amin’izy ireo, fa ho zaraina aminy ny rano, ka…Surah Andininy 28/55 — Al-Qamar القمر (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Al-Qamar Henoy, Al-Qamar Fandikana, Al-Qamar mp3, Al-Qamar pdf. Andininy 26–30. Dikany Malagasy: Kiswahili.
العربية
English
Bahasa Indonesia
Türkçe
Русский
فارسی
Français
اردو
বাংলা
Deutsch
Español
中文
हिन्दी
Português
Italiano
ภาษาไทย
Polski
Nederlands
Shqip
Kiswahili
O'zbek
தமிழ்
Melayu
Bosanski
Soomaali
Azərbaycan
کوردی
한국어
日本語
Svenska
Dansk
Norsk
پښتو
മലയാളം
සිංහල
Tamazight
Hausa
አማርኛ
Български
Тоҷикӣ
Қазақша
Filipino
سنڌي
Yorùbá
Fulfulde
Татарча
ئۇيغۇرچە
Кыргызча
ਪੰਜਾਬੀ
Jawa
తెలుగు
မြန်မာ
ગુજરાતી
Oromo
मराठी
Tiếng Việt
Malagasy
Нохчийн
Wolof
ދިވެހި
ಕನ್ನಡ
Українська
Ελληνικά
ქართული
ខ្មែរ
دری
Qafar af
Maranao
नेपाली
Koraña Masina
Tuesday, August 18, 2026
Don't forget us in your sincere prayers








