Al-Qamar · 29/55
Fandikana Fanononana — Al-Qamar
فَنَادَوْا صَاحِبَهُمْ فَتَعَاطَىٰ فَعَقَرَ ۝٢٩
Fanaadaw saahibahum fata`aataa fa`aqar
📖 Dikany Malagasy
Nantsoin’izy ireo ilay namany, izay nandray (sabatra), ka namono azy.
🎧 Henoy

📜 Andininy 27-31 — Al-Qamar

27إِنَّا مُرْسِلُو النَّاقَةِ فِتْنَةً لَّهُمْ فَارْتَقِبْهُمْ وَاصْطَبِرْ
Halefanay eo amin’izy ireo ny rameva vavy, ho fitsapana. Araho maso àry izy ireo, ka mahareta ianao.
28وَنَبِّئْهُمْ أَنَّ الْمَاءَ قِسْمَةٌ بَيْنَهُمْ ۖ كُلُّ شِرْبٍ مُّحْتَضَرٌ
Lazao amin’izy ireo, fa ho zaraina aminy ny rano, ka samy hisotro isakan'ny anjaram-pisotroany izy ireo.
29فَنَادَوْا صَاحِبَهُمْ فَتَعَاطَىٰ فَعَقَرَ
Nantsoin’izy ireo ilay namany, izay nandray (sabatra), ka namono azy.
30فَكَيْفَ كَانَ عَذَابِي وَنُذُرِ
Manao ahoana ny famaizako sy ny fampitandremako?
31إِنَّا أَرْسَلْنَا عَلَيْهِمْ صَيْحَةً وَاحِدَةً فَكَانُوا كَهَشِيمِ الْمُحْتَظِرِ
Nandefa hiaka tokana tamin’izy ireo Izahay, ka indro fa tahaka ny mololo anaty vala izy ireo.
Al-QamarFizahan-takila Koraña
55Andininy
MeccanRevelation
29Andininy

Fandikana — Al-Qamar 29

Surah Al-Qamar Andininy 29 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Nantsoin’izy ireo ilay namany, izay nandray (sabatra), ka namono azy.

Surah Andininy 29/55 — Al-Qamar القمر (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Al-Qamar Henoy, Al-Qamar Fandikana, Al-Qamar mp3, Al-Qamar pdf. Andininy 27–31. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers