Al-Qamar · 33/55
Fandikana Fanononana — Al-Qamar
كَذَّبَتْ قَوْمُ لُوطٍ بِالنُّذُرِ ۝٣٣
Kazzabat qawmu lootim binnuzur
📖 Dikany Malagasy
Nataon’ny vahoakan’i Lota ho lainga ny fampitandremana.
🎧 Henoy

📜 Andininy 31-35 — Al-Qamar

31إِنَّا أَرْسَلْنَا عَلَيْهِمْ صَيْحَةً وَاحِدَةً فَكَانُوا كَهَشِيمِ الْمُحْتَظِرِ
Nandefa hiaka tokana tamin’izy ireo Izahay, ka indro fa tahaka ny mololo anaty vala izy ireo.
32وَلَقَدْ يَسَّرْنَا الْقُرْآنَ لِلذِّكْرِ فَهَلْ مِن مُّدَّكِرٍ
Nataonay ho mora dinihina tokoa ny Koroany. Mba misy mieritreritra va?
33كَذَّبَتْ قَوْمُ لُوطٍ بِالنُّذُرِ
Nataon’ny vahoakan’i Lota ho lainga ny fampitandremana.
34إِنَّا أَرْسَلْنَا عَلَيْهِمْ حَاصِبًا إِلَّا آلَ لُوطٍ ۖ نَّجَّيْنَاهُم بِسَحَرٍ
Nandefa rivo-mahery tamin’izy ireo izahay, afa tsy tamin’ny fianakavian'i Lota, izay novonjenay talohan’ny mangiran-dratsy,
35نِّعْمَةً مِّنْ عِندِنَا ۚ كَذَٰلِكَ نَجْزِي مَن شَكَرَ
Fahasoavana avy Aminay, toy izany no amalianay soa izay mahay mankasitraka.
Al-QamarFizahan-takila Koraña
55Andininy
MeccanRevelation
33Andininy

Fandikana — Al-Qamar 33

Surah Al-Qamar Andininy 33 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Nataon’ny vahoakan’i Lota ho lainga ny fampitandremana.

Surah Andininy 33/55 — Al-Qamar القمر (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Al-Qamar Henoy, Al-Qamar Fandikana, Al-Qamar mp3, Al-Qamar pdf. Andininy 31–35. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers