Al-Waqi'ah · 50/96
Fandikana Fanononana — Al-Waqi'ah
لَمَجْمُوعُونَ إِلَىٰ مِيقَاتِ يَوْمٍ مَّعْلُومٍ ۝٥٠
Lamajmoo`oona ilaa meeqaati yawmim ma`loon
📖 Dikany Malagasy
Dia havory avokoa amin’ny fotoan’ilay andro efa fantatra.

🎧 Henoy


📜 Andininy 48-52 — Al-Waqi'ah

48أَوَآبَاؤُنَا الْأَوَّلُونَ
Na koa ireo razambenay taloha ?
49قُلْ إِنَّ الْأَوَّلِينَ وَالْآخِرِينَ
Dia lazao hoe : “ Marina fa ireo voalohany sy ireo farany"
50لَمَجْمُوعُونَ إِلَىٰ مِيقَاتِ يَوْمٍ مَّعْلُومٍ
Dia havory avokoa amin’ny fotoan’ilay andro efa fantatra.
51ثُمَّ إِنَّكُمْ أَيُّهَا الضَّالُّونَ الْمُكَذِّبُونَ
Ary ianareo diso lalana, izay niampanga izany ho lainga.
52لَآكِلُونَ مِن شَجَرٍ مِّن زَقُّومٍ
Dia tsy maintsy hihinana amin’ny hazon’ny zaqqoum (hazo mangidin’ny afobe) ianareo.
Al-Waqi'ahFizahan-takila Koraña
96Andininy
MeccanRevelation
50Andininy

Fandikana — Al-Waqi'ah 50

Surah Al-Waqi'ah Andininy 50 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Dia havory avokoa amin’ny fotoan’ilay andro efa fantatra.

Surah Andininy 50/96 — Al-Waqi'ah الواقعة (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Al-Waqi'ah Henoy, Al-Waqi'ah Fandikana, Al-Waqi'ah mp3, Al-Waqi'ah pdf. Andininy 48–52. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers