Al-Waqi'ah · 49/96
Fandikana Fanononana — Surah Al-Waqi'ah
قُلْ إِنَّ الْأَوَّلِينَ وَالْآخِرِينَ ۝٤٩
Qul innal awwaleena wal aakhireen
📖 Dikany Malagasy
Dia lazao hoe : “ Marina fa ireo voalohany sy ireo farany"

🎧 Henoy


📜 Andininy 47-51 — Surah Al-Waqi'ah

47وَكَانُوا يَقُولُونَ أَئِذَا مِتْنَا وَكُنَّا تُرَابًا وَعِظَامًا أَإِنَّا لَمَبْعُوثُونَ
Ka niteny hoe : “ Rehefa maty ka ho vovoka sy taolana izahay dia mbola ho hatsangana va ?"
48أَوَآبَاؤُنَا الْأَوَّلُونَ
Na koa ireo razambenay taloha ?
49قُلْ إِنَّ الْأَوَّلِينَ وَالْآخِرِينَ
Dia lazao hoe : “ Marina fa ireo voalohany sy ireo farany"
50لَمَجْمُوعُونَ إِلَىٰ مِيقَاتِ يَوْمٍ مَّعْلُومٍ
Dia havory avokoa amin’ny fotoan’ilay andro efa fantatra.
51ثُمَّ إِنَّكُمْ أَيُّهَا الضَّالُّونَ الْمُكَذِّبُونَ
Ary ianareo diso lalana, izay niampanga izany ho lainga.
Al-Waqi'ahFizahan-takila Koraña
96Andininy
MeccanRevelation
49Andininy

Fandikana — Al-Waqi'ah 49

Surah Al-Waqi'ah Andininy 49 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Dia lazao hoe : “ Marina fa ireo voalohany sy…

Surah Andininy 49/96 — Surah Al-Waqi'ah الواقعة (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Al-Waqi'ah Henoy, Surah Al-Waqi'ah Fandikana, Surah Al-Waqi'ah mp3, Surah Al-Waqi'ah pdf. Andininy 47–51. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Monday, September 7, 2026

Don't forget us in your sincere prayers