Al-An'am · 22/165
Fandikana Fanononana — Surah Al-An'am
وَيَوْمَ نَحْشُرُهُمْ جَمِيعًا ثُمَّ نَقُولُ لِلَّذِينَ أَشْرَكُوا أَيْنَ شُرَكَاؤُكُمُ الَّذِينَ كُنتُمْ تَزْعُمُونَ ۝٢٢
Wa yawma nahshuruhum jamee`an summa naqoolu lillazeena ashrakooo ayna shurakaaa` ukumul lazeena kuntum taz`umoon
📖 Dikany Malagasy
Ary amin’ny andro izay hamorianay azy rehetra ireo ka hitenenanay amin’ireo izay nampikambana an'I Allah amin’ny hafa hoe : “Aiza avokoa ireo izay nakambanareo tamin'I Allah izay nireharehanareo ?

🎧 Henoy


📜 Andininy 20-24 — Surah Al-An'am

20الَّذِينَ آتَيْنَاهُمُ الْكِتَابَ يَعْرِفُونَهُ كَمَا يَعْرِفُونَ أَبْنَاءَهُمُ ۘ الَّذِينَ خَسِرُوا أَنفُسَهُمْ فَهُمْ لَا يُؤْمِنُونَ
Ireo izay nomenay ny Boky dia mahafantatra azy tsara, tahaka izy ireo mahafantatra ireo zanany. Fa ireo izay nanome fatiantoka ny tenany kosa dia izy ireo no tsy mino.
21وَمَنْ أَظْلَمُ مِمَّنِ افْتَرَىٰ عَلَى اللَّهِ كَذِبًا أَوْ كَذَّبَ بِآيَاتِهِ ۗ إِنَّهُ لَا يُفْلِحُ الظَّالِمُونَ
Iza àry no tena mpanao ny tsy rariny mihoatra izay nampandainga an’I Allah na nilaza fa lainga ireo famantarany ? Tena marina fa tsy hahita fahombiazana mihitsy ireo mpanao ny tsy rariny.
22وَيَوْمَ نَحْشُرُهُمْ جَمِيعًا ثُمَّ نَقُولُ لِلَّذِينَ أَشْرَكُوا أَيْنَ شُرَكَاؤُكُمُ الَّذِينَ كُنتُمْ تَزْعُمُونَ
Ary amin’ny andro izay hamorianay azy rehetra ireo ka hitenenanay amin’ireo izay nampikambana an'I Allah amin’ny hafa hoe : “Aiza avokoa ireo izay nakambanareo tamin'I Allah izay nireharehanareo ?
23ثُمَّ لَمْ تَكُن فِتْنَتُهُمْ إِلَّا أَن قَالُوا وَاللَّهِ رَبِّنَا مَا كُنَّا مُشْرِكِينَ
Noho izany, ny hany mba fialantsin'izy ireo dia ny milaza hoe : “Mianiana amin’i Allah Tomponay izahay fa tsy nampikambana Azy tamin'ny hafa velively!”
24انظُرْ كَيْفَ كَذَبُوا عَلَىٰ أَنفُسِهِمْ ۚ وَضَلَّ عَنْهُم مَّا كَانُوا يَفْتَرُونَ
Jereo ahoana ny fandaingan'izy ireo amin’ny tenany ihany, ary nialan'izy ireo tamin'izay noforoniny.
Al-An'amFizahan-takila Koraña
165Andininy
MeccanRevelation
22Andininy

Fandikana — Al-An'am 22

Surah Al-An'am Andininy 22 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ary amin’ny andro izay hamorianay azy rehetra ireo ka hitenenanay…

Surah Andininy 22/165 — Surah Al-An'am الأنعام (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Al-An'am Henoy, Surah Al-An'am Fandikana, Surah Al-An'am mp3, Surah Al-An'am pdf. Andininy 20–24. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Monday, September 7, 2026

Don't forget us in your sincere prayers