Al-An'am · 21/165
Fandikana Fanononana — Al-An'am
وَمَنْ أَظْلَمُ مِمَّنِ افْتَرَىٰ عَلَى اللَّهِ كَذِبًا أَوْ كَذَّبَ بِآيَاتِهِ ۗ إِنَّهُ لَا يُفْلِحُ الظَّالِمُونَ ۝٢١
Wa man azlamu mim manif tara `alal laahi kaziban aw kazzaba bi Aayaatih; innahoo laa yuflihuz zaalimoon
📖 Dikany Malagasy
Iza àry no tena mpanao ny tsy rariny mihoatra izay nampandainga an’I Allah na nilaza fa lainga ireo famantarany ? Tena marina fa tsy hahita fahombiazana mihitsy ireo mpanao ny tsy rariny.

🎧 Henoy


📜 Andininy 19-23 — Al-An'am

19قُلْ أَيُّ شَيْءٍ أَكْبَرُ شَهَادَةً ۖ قُلِ اللَّهُ ۖ شَهِيدٌ بَيْنِي وَبَيْنَكُمْ ۚ وَأُوحِيَ إِلَيَّ هَٰذَا الْقُرْآنُ لِأُنذِرَكُم بِهِ وَمَن بَلَغَ ۚ أَئِنَّكُمْ لَتَشْهَدُونَ أَنَّ مَعَ اللَّهِ آلِهَةً أُخْرَىٰ ۚ قُل لَّا أَشْهَدُ ۚ قُلْ إِنَّمَا هُوَ إِلَٰهٌ وَاحِدٌ وَإِنَّنِي بَرِيءٌ مِّمَّا تُشْرِكُونَ
Teneno hoe : “Inona no zava-dehibe indrindra amin’ny fijoroana vavolombelona?” Teneno hoe : “Allah dia vavolombelona manoloana ahy sy ianareo. Nalefa amiko ity Koro’any ity mba hampitandremako anareo sy izay rehetra hahatongavany". Moa va ianareo dia sahy mijoro vavolombelona fa misy tompo hafa miaraka amin'i Allah? Valio hoe :"Izaho kosa dia tsy sahy mijoro vavolombelona", Lazao hoe : "Tsy misy afa tsy Allah tokana ihany. Ary izaho dia mandà izay atambatrareo Aminy".
20الَّذِينَ آتَيْنَاهُمُ الْكِتَابَ يَعْرِفُونَهُ كَمَا يَعْرِفُونَ أَبْنَاءَهُمُ ۘ الَّذِينَ خَسِرُوا أَنفُسَهُمْ فَهُمْ لَا يُؤْمِنُونَ
Ireo izay nomenay ny Boky dia mahafantatra azy tsara, tahaka izy ireo mahafantatra ireo zanany. Fa ireo izay nanome fatiantoka ny tenany kosa dia izy ireo no tsy mino.
21وَمَنْ أَظْلَمُ مِمَّنِ افْتَرَىٰ عَلَى اللَّهِ كَذِبًا أَوْ كَذَّبَ بِآيَاتِهِ ۗ إِنَّهُ لَا يُفْلِحُ الظَّالِمُونَ
Iza àry no tena mpanao ny tsy rariny mihoatra izay nampandainga an’I Allah na nilaza fa lainga ireo famantarany ? Tena marina fa tsy hahita fahombiazana mihitsy ireo mpanao ny tsy rariny.
22وَيَوْمَ نَحْشُرُهُمْ جَمِيعًا ثُمَّ نَقُولُ لِلَّذِينَ أَشْرَكُوا أَيْنَ شُرَكَاؤُكُمُ الَّذِينَ كُنتُمْ تَزْعُمُونَ
Ary amin’ny andro izay hamorianay azy rehetra ireo ka hitenenanay amin’ireo izay nampikambana an'I Allah amin’ny hafa hoe : “Aiza avokoa ireo izay nakambanareo tamin'I Allah izay nireharehanareo ?
23ثُمَّ لَمْ تَكُن فِتْنَتُهُمْ إِلَّا أَن قَالُوا وَاللَّهِ رَبِّنَا مَا كُنَّا مُشْرِكِينَ
Noho izany, ny hany mba fialantsin'izy ireo dia ny milaza hoe : “Mianiana amin’i Allah Tomponay izahay fa tsy nampikambana Azy tamin'ny hafa velively!”
Al-An'amFizahan-takila Koraña
165Andininy
MeccanRevelation
21Andininy

Fandikana — Al-An'am 21

Surah Al-An'am Andininy 21 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Iza àry no tena mpanao ny tsy rariny mihoatra izay…

Surah Andininy 21/165 — Al-An'am الأنعام (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Al-An'am Henoy, Al-An'am Fandikana, Al-An'am mp3, Al-An'am pdf. Andininy 19–23. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers