Al-An'am · 23/165
Fandikana Fanononana — Al-An'am
ثُمَّ لَمْ تَكُن فِتْنَتُهُمْ إِلَّا أَن قَالُوا وَاللَّهِ رَبِّنَا مَا كُنَّا مُشْرِكِينَ ۝٢٣
Summa lam takun fitnatuhum illaaa an qaaloo wallaahi Rabbinaa maa kunnaa mushrikeen
📖 Dikany Malagasy
Noho izany, ny hany mba fialantsin'izy ireo dia ny milaza hoe : “Mianiana amin’i Allah Tomponay izahay fa tsy nampikambana Azy tamin'ny hafa velively!”
🎧 Henoy

📜 Andininy 21-25 — Al-An'am

21وَمَنْ أَظْلَمُ مِمَّنِ افْتَرَىٰ عَلَى اللَّهِ كَذِبًا أَوْ كَذَّبَ بِآيَاتِهِ ۗ إِنَّهُ لَا يُفْلِحُ الظَّالِمُونَ
Iza àry no tena mpanao ny tsy rariny mihoatra izay nampandainga an’I Allah na nilaza fa lainga ireo famantarany ? Tena marina fa tsy hahita fahombiazana mihitsy ireo mpanao ny tsy rariny.
22وَيَوْمَ نَحْشُرُهُمْ جَمِيعًا ثُمَّ نَقُولُ لِلَّذِينَ أَشْرَكُوا أَيْنَ شُرَكَاؤُكُمُ الَّذِينَ كُنتُمْ تَزْعُمُونَ
Ary amin’ny andro izay hamorianay azy rehetra ireo ka hitenenanay amin’ireo izay nampikambana an'I Allah amin’ny hafa hoe : “Aiza avokoa ireo izay nakambanareo tamin'I Allah izay nireharehanareo ?
23ثُمَّ لَمْ تَكُن فِتْنَتُهُمْ إِلَّا أَن قَالُوا وَاللَّهِ رَبِّنَا مَا كُنَّا مُشْرِكِينَ
Noho izany, ny hany mba fialantsin'izy ireo dia ny milaza hoe : “Mianiana amin’i Allah Tomponay izahay fa tsy nampikambana Azy tamin'ny hafa velively!”
24انظُرْ كَيْفَ كَذَبُوا عَلَىٰ أَنفُسِهِمْ ۚ وَضَلَّ عَنْهُم مَّا كَانُوا يَفْتَرُونَ
Jereo ahoana ny fandaingan'izy ireo amin’ny tenany ihany, ary nialan'izy ireo tamin'izay noforoniny.
25وَمِنْهُم مَّن يَسْتَمِعُ إِلَيْكَ ۖ وَجَعَلْنَا عَلَىٰ قُلُوبِهِمْ أَكِنَّةً أَن يَفْقَهُوهُ وَفِي آذَانِهِمْ وَقْرًا ۚ وَإِن يَرَوْا كُلَّ آيَةٍ لَّا يُؤْمِنُوا بِهَا ۚ حَتَّىٰ إِذَا جَاءُوكَ يُجَادِلُونَكَ يَقُولُ الَّذِينَ كَفَرُوا إِنْ هَٰذَا إِلَّا أَسَاطِيرُ الْأَوَّلِينَ
Ary misy amin’izy ireo izay mihaino anao, nefa nasianay sarona ny fon’izy ireo; mba tsy ahazoan’izy ireo azy, ary voatampina ny sofin’izy ireo. Na dia mahita ireo porofo rehetra aza izy ireo dia tsy hino izany velively. Rehefa tonga hiady hevitra aminao izy ireo dia hiteny ireo izay tsy nino manao hoe : “Tsy inona izany afa-tsy anganon’ireo olona taloha”.
Al-An'amFizahan-takila Koraña
165Andininy
MeccanRevelation
23Andininy

Fandikana — Al-An'am 23

Surah Al-An'am Andininy 23 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Noho izany, ny hany mba fialantsin'izy ireo dia ny milaza…

Surah Andininy 23/165 — Al-An'am الأنعام (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Al-An'am Henoy, Al-An'am Fandikana, Al-An'am mp3, Al-An'am pdf. Andininy 21–25. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers