Al-An'am · 86/165
Fandikana Fanononana — Surah Al-An'am
وَإِسْمَاعِيلَ وَالْيَسَعَ وَيُونُسَ وَلُوطًا ۚ وَكُلًّا فَضَّلْنَا عَلَى الْعَالَمِينَ ۝٨٦
Wa Ismaa`eela wal Yasa`a wa Yoonusa wa Lootaa; wa kullan faddalnaa `alal `aalameen
📖 Dikany Malagasy
Ary i Ismaël sy i Al-Yassa’ (Elisée) ary i Younosa (Jonasy) sy i Lota. Izy ireo dia nomenay tombony tamin’izao tontolo izao.

🎧 Henoy


📜 Andininy 84-88 — Surah Al-An'am

84وَوَهَبْنَا لَهُ إِسْحَاقَ وَيَعْقُوبَ ۚ كُلًّا هَدَيْنَا ۚ وَنُوحًا هَدَيْنَا مِن قَبْلُ ۖ وَمِن ذُرِّيَّتِهِ دَاوُودَ وَسُلَيْمَانَ وَأَيُّوبَ وَيُوسُفَ وَمُوسَىٰ وَهَارُونَ ۚ وَكَذَٰلِكَ نَجْزِي الْمُحْسِنِينَ
Ary nomenay Azy (Abrahama) i Isaka sy i Jakoba. Izy roa dia samy notarihanay làlana avy ary talohan’izany dia efa nahitsinay i Noa ary avy amin’ny taranany (Abrahama) i Daodo (Davida), i Salomona, i Ayoba (Joba), i Yosofa (Josefa), i Mosa (Mosesy) ary Harona(Arona). Ary tahaka izany no hamalinay ireo mpanao ny tsara.
85وَزَكَرِيَّا وَيَحْيَىٰ وَعِيسَىٰ وَإِلْيَاسَ ۖ كُلٌّ مِّنَ الصَّالِحِينَ
Ary i Zakaria sy i Yahya (Jaona) ary i Issa (Jesoa) sy i Elias (Elia), izy ireo dia anisan’ny mpanao ny soa avokoa.
86وَإِسْمَاعِيلَ وَالْيَسَعَ وَيُونُسَ وَلُوطًا ۚ وَكُلًّا فَضَّلْنَا عَلَى الْعَالَمِينَ
Ary i Ismaël sy i Al-Yassa’ (Elisée) ary i Younosa (Jonasy) sy i Lota. Izy ireo dia nomenay tombony tamin’izao tontolo izao.
87وَمِنْ آبَائِهِمْ وَذُرِّيَّاتِهِمْ وَإِخْوَانِهِمْ ۖ وَاجْتَبَيْنَاهُمْ وَهَدَيْنَاهُمْ إِلَىٰ صِرَاطٍ مُّسْتَقِيمٍ
Ary ny amin’ny Razamben’izy ireo sy ny taranak’izy ireo ary ny rahalahin’izy ireo dia nosafidinay sy notarihanay làlana.
88ذَٰلِكَ هُدَى اللَّهِ يَهْدِي بِهِ مَن يَشَاءُ مِنْ عِبَادِهِ ۚ وَلَوْ أَشْرَكُوا لَحَبِطَ عَنْهُم مَّا كَانُوا يَعْمَلُونَ
Izany no tari-dàlan’I Allah, tarihiny amin’izany izay sitrany amin’ireo mpanompony. Nefa raha manakambana Allah amin’ny zavatra hafa izy ireo, dia tena foana tanteraka amin’izy ireo ny asa rehetra izay nataon’izy ireo.
Al-An'amFizahan-takila Koraña
165Andininy
MeccanRevelation
86Andininy

Fandikana — Al-An'am 86

Surah Al-An'am Andininy 86 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ary i Ismaël sy i Al-Yassa’ (Elisée) ary i Younosa…

Surah Andininy 86/165 — Surah Al-An'am الأنعام (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Al-An'am Henoy, Surah Al-An'am Fandikana, Surah Al-An'am mp3, Surah Al-An'am pdf. Andininy 84–88. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Monday, September 7, 2026

Don't forget us in your sincere prayers