Al-Qalam · 39/52
Fandikana Fanononana — Al-Qalam
أَمْ لَكُمْ أَيْمَانٌ عَلَيْنَا بَالِغَةٌ إِلَىٰ يَوْمِ الْقِيَامَةِ ۙ إِنَّ لَكُمْ لَمَا تَحْكُمُونَ ۝٣٩
Am lakum aymaanun `alainaa baalighatun ilaa yawmil qiyaamati inna lakum lamaa tahkumoon
📖 Dikany Malagasy
Sa nahazo fanomezan-toky marina avy Aminay va ianareo hatramin'ny andro fitsanganana, ka hanomezanay araka izay fanapahan-kevitrareo ?
🎧 Henoy

📜 Andininy 37-41 — Al-Qalam

37أَمْ لَكُمْ كِتَابٌ فِيهِ تَدْرُسُونَ
Sa manana Boky hianarana kosa va ianareo ?
38إِنَّ لَكُمْ فِيهِ لَمَا تَخَيَّرُونَ
Ka ho azonareo amin'izany izay irinareo ?
39أَمْ لَكُمْ أَيْمَانٌ عَلَيْنَا بَالِغَةٌ إِلَىٰ يَوْمِ الْقِيَامَةِ ۙ إِنَّ لَكُمْ لَمَا تَحْكُمُونَ
Sa nahazo fanomezan-toky marina avy Aminay va ianareo hatramin'ny andro fitsanganana, ka hanomezanay araka izay fanapahan-kevitrareo ?
40سَلْهُمْ أَيُّهُم بِذَٰلِكَ زَعِيمٌ
Anontanio azy ireo izay hiantoka izany aminy.
41أَمْ لَهُمْ شُرَكَاءُ فَلْيَأْتُوا بِشُرَكَائِهِمْ إِن كَانُوا صَادِقِينَ
Na koa manana mpiray antoka va izy ireo ? Aoka ary ho entin'izy ireo izany, raha tena mpilaza ny marina izy ireo !
Al-QalamFizahan-takila Koraña
52Andininy
MeccanRevelation
39Andininy

Fandikana — Al-Qalam 39

Surah Al-Qalam Andininy 39 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Sa nahazo fanomezan-toky marina avy Aminay va ianareo hatramin'ny andro…

Surah Andininy 39/52 — Al-Qalam القلم (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Al-Qalam Henoy, Al-Qalam Fandikana, Al-Qalam mp3, Al-Qalam pdf. Andininy 37–41. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers