Al-Haqqah · 4/52
Fandikana Fanononana — Surah Al-Haqqah
كَذَّبَتْ ثَمُودُ وَعَادٌ بِالْقَارِعَةِ ۝٤
Kazzabat samoodu wa `Aadum bil qaari`ah
📖 Dikany Malagasy
Nolazain'ireo Thamod sy ireo Aad ho lainga ireo loza.

🎧 Henoy


📜 Andininy 2-6 — Surah Al-Haqqah

2مَا الْحَاقَّةُ
Ka inona no tsy azo ialana (isehoan'ny marina)?
3وَمَا أَدْرَاكَ مَا الْحَاقَّةُ
Ary iza no hilaza aminao ny amin'ny hoe tsy azo ialana (isehoan'ny marina)?
4كَذَّبَتْ ثَمُودُ وَعَادٌ بِالْقَارِعَةِ
Nolazain'ireo Thamod sy ireo Aad ho lainga ireo loza.
5فَأَمَّا ثَمُودُ فَأُهْلِكُوا بِالطَّاغِيَةِ
Ary ny Thamod dia ravan'ny hiaka tena mafy izy ireo.
6وَأَمَّا عَادٌ فَأُهْلِكُوا بِرِيحٍ صَرْصَرٍ عَاتِيَةٍ
Fa ireo Aad indray dia ravan'ny rivotra mifofofofo ankatezerana izy ireo.
Al-HaqqahFizahan-takila Koraña
52Andininy
MeccanRevelation
4Andininy

Fandikana — Al-Haqqah 4

Surah Al-Haqqah Andininy 4 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Nolazain'ireo Thamod sy ireo Aad ho lainga ireo loza.

Surah Andininy 4/52 — Surah Al-Haqqah الحاقة (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Al-Haqqah Henoy, Surah Al-Haqqah Fandikana, Surah Al-Haqqah mp3, Surah Al-Haqqah pdf. Andininy 2–6. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, September 8, 2026

Don't forget us in your sincere prayers