Al-Haqqah · 5/52
Fandikana Fanononana — Al-Haqqah
فَأَمَّا ثَمُودُ فَأُهْلِكُوا بِالطَّاغِيَةِ ۝٥
Fa-ammaa Samoodu fauhlikoo bittaaghiyah
📖 Dikany Malagasy
Ary ny Thamod dia ravan'ny hiaka tena mafy izy ireo.
🎧 Henoy

📜 Andininy 3-7 — Al-Haqqah

3وَمَا أَدْرَاكَ مَا الْحَاقَّةُ
Ary iza no hilaza aminao ny amin'ny hoe tsy azo ialana (isehoan'ny marina)?
4كَذَّبَتْ ثَمُودُ وَعَادٌ بِالْقَارِعَةِ
Nolazain'ireo Thamod sy ireo Aad ho lainga ireo loza.
5فَأَمَّا ثَمُودُ فَأُهْلِكُوا بِالطَّاغِيَةِ
Ary ny Thamod dia ravan'ny hiaka tena mafy izy ireo.
6وَأَمَّا عَادٌ فَأُهْلِكُوا بِرِيحٍ صَرْصَرٍ عَاتِيَةٍ
Fa ireo Aad indray dia ravan'ny rivotra mifofofofo ankatezerana izy ireo.
7سَخَّرَهَا عَلَيْهِمْ سَبْعَ لَيَالٍ وَثَمَانِيَةَ أَيَّامٍ حُسُومًا فَتَرَى الْقَوْمَ فِيهَا صَرْعَىٰ كَأَنَّهُمْ أَعْجَازُ نَخْلٍ خَاوِيَةٍ
Ka nasafotofotony nandritran'ny fito alina, sy valo andro mifanarakaraka izy ireo ; dia hitanao mianjera amin'ny tany ireo olona, tahaka ny vodihazo "palma" poakaty.
Al-HaqqahFizahan-takila Koraña
52Andininy
MeccanRevelation
5Andininy

Fandikana — Al-Haqqah 5

Surah Al-Haqqah Andininy 5 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ary ny Thamod dia ravan'ny hiaka tena mafy izy ireo.

Surah Andininy 5/52 — Al-Haqqah الحاقة (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Al-Haqqah Henoy, Al-Haqqah Fandikana, Al-Haqqah mp3, Al-Haqqah pdf. Andininy 3–7. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers