Al-Haqqah · 3/52
Fandikana Fanononana — Surah Al-Haqqah
وَمَا أَدْرَاكَ مَا الْحَاقَّةُ ۝٣
Wa maaa adraaka mal haaaqqah
📖 Dikany Malagasy
Ary iza no hilaza aminao ny amin'ny hoe tsy azo ialana (isehoan'ny marina)?

🎧 Henoy


📜 Andininy 1-5 — Surah Al-Haqqah

1الْحَاقَّةُ
Ilay tsy azo ialana (isehoan'ny marina).
2مَا الْحَاقَّةُ
Ka inona no tsy azo ialana (isehoan'ny marina)?
3وَمَا أَدْرَاكَ مَا الْحَاقَّةُ
Ary iza no hilaza aminao ny amin'ny hoe tsy azo ialana (isehoan'ny marina)?
4كَذَّبَتْ ثَمُودُ وَعَادٌ بِالْقَارِعَةِ
Nolazain'ireo Thamod sy ireo Aad ho lainga ireo loza.
5فَأَمَّا ثَمُودُ فَأُهْلِكُوا بِالطَّاغِيَةِ
Ary ny Thamod dia ravan'ny hiaka tena mafy izy ireo.
Al-HaqqahFizahan-takila Koraña
52Andininy
MeccanRevelation
3Andininy

Fandikana — Al-Haqqah 3

Surah Al-Haqqah Andininy 3 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ary iza no hilaza aminao ny amin'ny hoe tsy azo…

Surah Andininy 3/52 — Surah Al-Haqqah الحاقة (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Al-Haqqah Henoy, Surah Al-Haqqah Fandikana, Surah Al-Haqqah mp3, Surah Al-Haqqah pdf. Andininy 1–5. Dikany Malagasy: Kiswahili.





Koraña Masina


Monday, September 21, 2026

Don't forget us in your sincere prayers