Al-Haqqah · 48/52
Fandikana Fanononana — Al-Haqqah
وَإِنَّهُ لَتَذْكِرَةٌ لِّلْمُتَّقِينَ ۝٤٨
Wa innahoo latazkiratul lilmuttaqeen
📖 Dikany Malagasy
Hamafisina, fa fampahatsiarovana ho an’ireo vontom-pinoana izany.

🎧 Henoy


📜 Andininy 46-50 — Al-Haqqah

46ثُمَّ لَقَطَعْنَا مِنْهُ الْوَتِينَ
Avy eo dia notapahanay ny lalan-drà lehibe taminy (mifandray amin’ny fo).
47فَمَا مِنكُم مِّنْ أَحَدٍ عَنْهُ حَاجِزِينَ
Ka tsy nisy afaka niaro azy ianareo.
48وَإِنَّهُ لَتَذْكِرَةٌ لِّلْمُتَّقِينَ
Hamafisina, fa fampahatsiarovana ho an’ireo vontom-pinoana izany.
49وَإِنَّا لَنَعْلَمُ أَنَّ مِنكُم مُّكَذِّبِينَ
Ary fantatray fa misy miampanga izany ho lainga aminareo.
50وَإِنَّهُ لَحَسْرَةٌ عَلَى الْكَافِرِينَ
Ary fahanenenana ho an’ireo tsy mpino tokoa izany.
Al-HaqqahFizahan-takila Koraña
52Andininy
MeccanRevelation
48Andininy

Fandikana — Al-Haqqah 48

Surah Al-Haqqah Andininy 48 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Hamafisina, fa fampahatsiarovana ho an’ireo vontom-pinoana izany.

Surah Andininy 48/52 — Al-Haqqah الحاقة (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Al-Haqqah Henoy, Al-Haqqah Fandikana, Al-Haqqah mp3, Al-Haqqah pdf. Andininy 46–50. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers