Al-Haqqah · 49/52
Fandikana Fanononana — Al-Haqqah
وَإِنَّا لَنَعْلَمُ أَنَّ مِنكُم مُّكَذِّبِينَ ۝٤٩
Wa inna lana`lamu anna minkum mukazzibeen
📖 Dikany Malagasy
Ary fantatray fa misy miampanga izany ho lainga aminareo.
🎧 Henoy

📜 Andininy 47-51 — Al-Haqqah

47فَمَا مِنكُم مِّنْ أَحَدٍ عَنْهُ حَاجِزِينَ
Ka tsy nisy afaka niaro azy ianareo.
48وَإِنَّهُ لَتَذْكِرَةٌ لِّلْمُتَّقِينَ
Hamafisina, fa fampahatsiarovana ho an’ireo vontom-pinoana izany.
49وَإِنَّا لَنَعْلَمُ أَنَّ مِنكُم مُّكَذِّبِينَ
Ary fantatray fa misy miampanga izany ho lainga aminareo.
50وَإِنَّهُ لَحَسْرَةٌ عَلَى الْكَافِرِينَ
Ary fahanenenana ho an’ireo tsy mpino tokoa izany.
51وَإِنَّهُ لَحَقُّ الْيَقِينِ
Ary izany no tena marina azo antoka.
Al-HaqqahFizahan-takila Koraña
52Andininy
MeccanRevelation
49Andininy

Fandikana — Al-Haqqah 49

Surah Al-Haqqah Andininy 49 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ary fantatray fa misy miampanga izany ho lainga aminareo.

Surah Andininy 49/52 — Al-Haqqah الحاقة (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Al-Haqqah Henoy, Al-Haqqah Fandikana, Al-Haqqah mp3, Al-Haqqah pdf. Andininy 47–51. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers