Al-Haqqah · 47/52
Fandikana Fanononana — Surah Al-Haqqah
فَمَا مِنكُم مِّنْ أَحَدٍ عَنْهُ حَاجِزِينَ ۝٤٧
Famaa minkum min ahadin`anhu haajizeen
📖 Dikany Malagasy
Ka tsy nisy afaka niaro azy ianareo.

M Mishary Rashid Alafasy ✓
M Mahmoud Khalil Al-Husary ✓
A Abdurrahman As-Sudais ✓
M Mohamed Siddiq Al-Minshawi ✓
A Abdul Basit Abdul Samad ✓
A Ali Al-Hudhaify ✓
A Ahmed ibn Ali al-Ajamy ✓
A Abu Bakr Ash-Shaatree ✓
M Muhammad Ayyoub ✓
A Abdullah Basfar ✓
A Abdullah Al-Juhani ✓
M Maher Al Muaiqly ✓
0:00
0:00


📜 Andininy 45-49 — Surah Al-Haqqah

45لَأَخَذْنَا مِنْهُ بِالْيَمِينِ
Dia noraisinay tamin’ny tanana an-kavanana izy.
46ثُمَّ لَقَطَعْنَا مِنْهُ الْوَتِينَ
Avy eo dia notapahanay ny lalan-drà lehibe taminy (mifandray amin’ny fo).
47فَمَا مِنكُم مِّنْ أَحَدٍ عَنْهُ حَاجِزِينَ
Ka tsy nisy afaka niaro azy ianareo.
48وَإِنَّهُ لَتَذْكِرَةٌ لِّلْمُتَّقِينَ
Hamafisina, fa fampahatsiarovana ho an’ireo vontom-pinoana izany.
49وَإِنَّا لَنَعْلَمُ أَنَّ مِنكُم مُّكَذِّبِينَ
Ary fantatray fa misy miampanga izany ho lainga aminareo.
Al-HaqqahFizahan-takila Koraña
52Andininy
MeccanRevelation
47Andininy

Fandikana — Al-Haqqah 47

Surah Al-Haqqah Andininy 47 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ka tsy nisy afaka niaro azy ianareo.

Surah Andininy 47/52 — Surah Al-Haqqah الحاقة (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Al-Haqqah Henoy, Surah Al-Haqqah Fandikana, Surah Al-Haqqah mp3, Surah Al-Haqqah pdf. Andininy 45–49. Dikany Malagasy: Kiswahili.





Koraña Masina


Monday, September 28, 2026

Don't forget us in your sincere prayers