Al-A'raf · 8/206
Fandikana Fanononana — Surah Al-A'raf
وَالْوَزْنُ يَوْمَئِذٍ الْحَقُّ ۚ فَمَن ثَقُلَتْ مَوَازِينُهُ فَأُولَٰئِكَ هُمُ الْمُفْلِحُونَ ۝٨
Walwaznu Yawma`izinil haqq; faman saqulat mawaa zeenuhoo fa-ulaaa`ika humul muflihoon
📖 Dikany Malagasy
Ary ny fandanjana amin’izany andro izany dia ho ara-dalàna tokoa, ka izay navesa-danja ny asa vitany dia izy ireny no hahazo ny fahombiazana.

🎧 Henoy


📜 Andininy 6-10 — Surah Al-A'raf

6فَلَنَسْأَلَنَّ الَّذِينَ أُرْسِلَ إِلَيْهِمْ وَلَنَسْأَلَنَّ الْمُرْسَلِينَ
Ka tena hanontaninay tokoa ireo izay nandefasana ny hafatra ary tena hanontaninay ihany koa ireo mpitondra hafatra.
7فَلَنَقُصَّنَّ عَلَيْهِم بِعِلْمٍ ۖ وَمَا كُنَّا غَائِبِينَ
Ho tantaranay amin’izy ireo amim-pahalalana tokoa ny asa nataony fa Izahay dia tsy nisy fotoana tsy nahateo anay.
8وَالْوَزْنُ يَوْمَئِذٍ الْحَقُّ ۚ فَمَن ثَقُلَتْ مَوَازِينُهُ فَأُولَٰئِكَ هُمُ الْمُفْلِحُونَ
Ary ny fandanjana amin’izany andro izany dia ho ara-dalàna tokoa, ka izay navesa-danja ny asa vitany dia izy ireny no hahazo ny fahombiazana.
9وَمَنْ خَفَّتْ مَوَازِينُهُ فَأُولَٰئِكَ الَّذِينَ خَسِرُوا أَنفُسَهُم بِمَا كَانُوا بِآيَاتِنَا يَظْلِمُونَ
Ary izay maivan-danja kosa ny asa vitany dia izy ireny no hiharan’ny faty antoka amin’ny tenany noho izy ireo nanao ny tsy rariny teo anatrehan’ireo fanambaranay.
10وَلَقَدْ مَكَّنَّاكُمْ فِي الْأَرْضِ وَجَعَلْنَا لَكُمْ فِيهَا مَعَايِشَ ۗ قَلِيلًا مَّا تَشْكُرُونَ
Ary tena nomenay fahefana ianareo teny ambonin-tany ary nomenay anjara fivelomana koa ianareo teny. Saingy zara fa mankasitraka ianareo.
Al-A'rafFizahan-takila Koraña
206Andininy
MeccanRevelation
8Andininy

Fandikana — Al-A'raf 8

Surah Al-A'raf Andininy 8 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ary ny fandanjana amin’izany andro izany dia ho ara-dalàna tokoa,…

Surah Andininy 8/206 — Surah Al-A'raf الأعراف (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Al-A'raf Henoy, Surah Al-A'raf Fandikana, Surah Al-A'raf mp3, Surah Al-A'raf pdf. Andininy 6–10. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Monday, September 7, 2026

Don't forget us in your sincere prayers