Noahy · 17/28
Fandikana Fanononana — Noahy
وَاللَّهُ أَنبَتَكُم مِّنَ الْأَرْضِ نَبَاتًا ۝١٧
Wallaahu ambatakum minal ardi nabaataa
📖 Dikany Malagasy
Ary Allah no nampitombo anareo avy amin'ny tany tahaka ireo zava-maniry.

🎧 Henoy


📜 Andininy 15-19 — Noahy

15أَلَمْ تَرَوْا كَيْفَ خَلَقَ اللَّهُ سَبْعَ سَمَاوَاتٍ طِبَاقًا
Tsy hitanareo va ny naharian'I Allah ny lanitra fito mifanaingina ?
16وَجَعَلَ الْقَمَرَ فِيهِنَّ نُورًا وَجَعَلَ الشَّمْسَ سِرَاجًا
Sy ny nanaovany ny volana ho hazavana, ary ny masoandro ho fanilo ?
17وَاللَّهُ أَنبَتَكُم مِّنَ الْأَرْضِ نَبَاتًا
Ary Allah no nampitombo anareo avy amin'ny tany tahaka ireo zava-maniry.
18ثُمَّ يُعِيدُكُمْ فِيهَا وَيُخْرِجُكُمْ إِخْرَاجًا
Avy eo dia averina ao ianareo ary havoakany avy ao indray.
19وَاللَّهُ جَعَلَ لَكُمُ الْأَرْضَ بِسَاطًا
Fa i tompo Allah no nanao ny tany ho lamaka ho anareo.
NoahyFizahan-takila Koraña
28Andininy
MeccanRevelation
17Andininy

Fandikana — Noahy 17

Surah Noahy Andininy 17 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ary Allah no nampitombo anareo avy amin'ny tany tahaka ireo…

Surah Andininy 17/28 — Noahy نوح (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Noahy Henoy, Noahy Fandikana, Noahy mp3, Noahy pdf. Andininy 15–19. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers