Noahy · 22/28
Fandikana Fanononana — Noahy
وَمَكَرُوا مَكْرًا كُبَّارًا ۝٢٢
Wa makaroo makran kubbaaraa
📖 Dikany Malagasy
Ary nanomana tetika goavana izy ireo.
🎧 Henoy

📜 Andininy 20-24 — Noahy

20لِّتَسْلُكُوا مِنْهَا سُبُلًا فِجَاجًا
Mba hizoranareo amin'ny lalana malalaka.
21قَالَ نُوحٌ رَّبِّ إِنَّهُمْ عَصَوْنِي وَاتَّبَعُوا مَن لَّمْ يَزِدْهُ مَالُهُ وَوَلَدُهُ إِلَّا خَسَارًا
Hoy i Noa : "Tompo o ! Tsy nankato ahy izy ireo, fa nanaraka ilay nitombo fatiantoka nohon'ny fananany sy ireo zanany.
22وَمَكَرُوا مَكْرًا كُبَّارًا
Ary nanomana tetika goavana izy ireo.
23وَقَالُوا لَا تَذَرُنَّ آلِهَتَكُمْ وَلَا تَذَرُنَّ وَدًّا وَلَا سُوَاعًا وَلَا يَغُوثَ وَيَعُوقَ وَنَسْرًا
Ary niteny izy ireo hoe : "Aza mandao ireo andriamanitrareo mihitsy ianareo, ary aza miala amin'ny sampy "wadd", "sowa'a", "yaghouth", "ya'ouq" ary "nasr" na oviana na oviana.
24وَقَدْ أَضَلُّوا كَثِيرًا ۖ وَلَا تَزِدِ الظَّالِمِينَ إِلَّا ضَلَالًا
Ary efa nahavery olona maro izy ireo. Ary tsy nampitombo afa-tsy ny fahaverezan'ireo mpanao ny tsy rariny.
NoahyFizahan-takila Koraña
28Andininy
MeccanRevelation
22Andininy

Fandikana — Noahy 22

Surah Noahy Andininy 22 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ary nanomana tetika goavana izy ireo.

Surah Andininy 22/28 — Noahy نوح (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Noahy Henoy, Noahy Fandikana, Noahy mp3, Noahy pdf. Andininy 20–24. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers