Al-Muddaththir · 6/56
Fandikana Fanononana — Surah Al-Muddaththir
وَلَا تَمْنُن تَسْتَكْثِرُ ۝٦
Wa laa tamnun tastaksir
📖 Dikany Malagasy
Ary aoka ianao tsy hampatsiahy ny soa vitanao mba hahazoanao misimisy kokoa.

🎧 Henoy


📜 Andininy 4-8 — Surah Al-Muddaththir

4وَثِيَابَكَ فَطَهِّرْ
Ary diovy ireo fitafinao.
5وَالرُّجْزَ فَاهْجُرْ
Ary halaviro ny fahotana rehetra.
6وَلَا تَمْنُن تَسْتَكْثِرُ
Ary aoka ianao tsy hampatsiahy ny soa vitanao mba hahazoanao misimisy kokoa.
7وَلِرَبِّكَ فَاصْبِرْ
Ary mahareta ianao ho an'ny Tomponao.
8فَإِذَا نُقِرَ فِي النَّاقُورِ
Ka rehefa ho tsofina ny anjomara.
Al-MuddaththirFizahan-takila Koraña
56Andininy
MeccanRevelation
6Andininy

Fandikana — Al-Muddaththir 6

Surah Al-Muddaththir Andininy 6 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ary aoka ianao tsy hampatsiahy ny soa vitanao mba hahazoanao…

Surah Andininy 6/56 — Surah Al-Muddaththir المدثر (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Al-Muddaththir Henoy, Surah Al-Muddaththir Fandikana, Surah Al-Muddaththir mp3, Surah Al-Muddaththir pdf. Andininy 4–8. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, September 8, 2026

Don't forget us in your sincere prayers