Al-Insan · 17/31
Fandikana Fanononana — Al-Insan
وَيُسۡقَوۡنَ فِيهَا كَأۡسًا كَانَ مِزَاجُهَا زَنجَبِيلًا  ۝١٧
Wa yusawna feehaa kaasan kaana mizaajuhaa zanjabeelaa
📖 Dikany Malagasy
Ary hampisotroina rano amin'ny kaopy izay misy sakamalao izy ireo ao.
🎧 Henoy

📜 Andininy 15-19 — Al-Insan

15وَيُطَافُ عَلَيۡهِم بِـَٔانِيَةٍ مِّن فِضَّةٍ وَأَكۡوَابٍ كَانَتۡ قَوَارِيرَا۠ 
Ary ampadalovina eo amin'izy ireo ny siny volafotsy sy ireo kapoaka mangirana.
16قَوَارِيرَاْ مِن فِضَّةٍ قَدَّرُوهَا تَقۡدِيرًا 
Amin'ny volafotsy mangirana, izay voafatra tsara ny fisotro ao anatiny.
17وَيُسۡقَوۡنَ فِيهَا كَأۡسًا كَانَ مِزَاجُهَا زَنجَبِيلًا 
Ary hampisotroina rano amin'ny kaopy izay misy sakamalao izy ireo ao.
18عَيۡنًا فِيهَا تُسَمَّىٰ سَلۡسَبِيلًا 
Notovozina tao amin'ny loharano antsoina hoe Salsabil.
19۞ وَيَطُوفُ عَلَيۡهِمۡ وِلۡدَٰنٌ مُّخَلَّدُونَ إِذَا رَأَيۡتَهُمۡ حَسِبۡتَهُمۡ لُؤۡلُؤًا مَّنثُورًا 
Ary hisy tovolahy lalandava, hivezivezy eo amin'izy ireo. Raha mahita azy ireo ianao, dia heverinao ho toy ny vatosoa miparitaka izy ireo.
Al-InsanFizahan-takila Koraña
31Andininy
MedinanRevelation
17Andininy

Fandikana — Al-Insan 17

Surah Andininy 17/31 — Al-Insan الإنسان (Medinan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Al-Insan Henoy, Al-Insan Fandikana, Al-Insan mp3, Al-Insan pdf. Andininy 15–19. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers