Al-Insan · 27/31
Fandikana Fanononana — Surah Al-Insan
إِنَّ هَٰؤُلَاءِ يُحِبُّونَ الْعَاجِلَةَ وَيَذَرُونَ وَرَاءَهُمْ يَوْمًا ثَقِيلًا ۝٢٧
Inna haaa`ulaa`i yuhibboona `aajilata wa yazaroona waraaa`ahum yawman saqeelaa
📖 Dikany Malagasy
Tia ny fiainana mandalo izy ireny ka mamela any aoriany ny andro mavesatra.

🎧 Henoy


📜 Andininy 25-29 — Surah Al-Insan

25وَاذْكُرِ اسْمَ رَبِّكَ بُكْرَةً وَأَصِيلًا
Ary tsarovy ny anaran'ny Tomponao, ny maraina sy ny folak'andro.
26وَمِنَ اللَّيْلِ فَاسْجُدْ لَهُ وَسَبِّحْهُ لَيْلًا طَوِيلًا
Koa miankohofa eo anatrehany ianao ny ampahany amin'ny alina, ary omeo voninahitra Izy mandritra ny fotoana maharitra amin'ny alina.
27إِنَّ هَٰؤُلَاءِ يُحِبُّونَ الْعَاجِلَةَ وَيَذَرُونَ وَرَاءَهُمْ يَوْمًا ثَقِيلًا
Tia ny fiainana mandalo izy ireny ka mamela any aoriany ny andro mavesatra.
28نَّحْنُ خَلَقْنَاهُمْ وَشَدَدْنَا أَسْرَهُمْ ۖ وَإِذَا شِئْنَا بَدَّلْنَا أَمْثَالَهُمْ تَبْدِيلًا
Izahay no nahary sy nampatanjaka ny toe-batan'izy ireny. Raha tianay anefa dia nosoloanay mitovy aminy izy ireo.
29إِنَّ هَٰذِهِ تَذْكِرَةٌ ۖ فَمَن شَاءَ اتَّخَذَ إِلَىٰ رَبِّهِ سَبِيلًا
Fampahatsiarovana ity. Koa aoka àry ho any amin'ny làlan'ny Tompony izay tia izany.
Al-InsanFizahan-takila Koraña
31Andininy
MedinanRevelation
27Andininy

Fandikana — Al-Insan 27

Surah Al-Insan Andininy 27 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Tia ny fiainana mandalo izy ireny ka mamela any aoriany…

Surah Andininy 27/31 — Surah Al-Insan الإنسان (Medinan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Al-Insan Henoy, Surah Al-Insan Fandikana, Surah Al-Insan mp3, Surah Al-Insan pdf. Andininy 25–29. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, September 8, 2026

Don't forget us in your sincere prayers